Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

18 Septambra 2016

Tantara tamin'ny 18 Septambra 2016

Super Mario Sy Ny Praiminisitra Abe No Olo-Malazan'Ilay Lahatsary Dokan'ny Japana 2020 Tany Rio

Asain'i Japana, amin'ny fampideràna ny "kolontsaina otaku", ho any amin'ny Lalao olaimpika 2020 any Tokyo izao tontolo izao.

Tsy Eken'ny Fikambanan'ny Ray Aman-drenin'ny Mpianatra Ao Gresy Ny Hampidirana An-tsekoly Ny Zanak'ireo Mpitsoaponenana

Toherin'ireo mpikambana ao anatin'ny vondron'ireo ray aman-dreny ny fanapahankevitry ny governemanta hampiditra an-tsekoly ireo ankizy 15.000 avy amin'ireo fianakaviana mpifindramonina sy mpitsoaponenana hiditra ho ao anatin'ny rafitra fanabeazana ao amin'ny firenena

Mitondra Amboaram-Peon-Jorery ny Vanim-potoanan'ny Andro Mafana

Mihoatra ny 30 ny karazana jorery ao Japana. Samy manana ny fiantsoana azy tsirairay ireo karazana ireo. Firy amin'izy ireo no azonao fantarina?

Noraràn'i Rosia (Indray) Ny Resa-Betaveta Anaty Tambajotra

Roa goavana sy malaza ratsy nefa be mpitsidika indrindra ny PornHub sy YouPorn izay tsy mitaky fampidiraka akory, saingy tamin'ity herinandro ity, tsara ny manamarika fa voaràra ao Rosia ireo tranonkala roa tena goavana amin'ny aterineto ireo.