Tantara tamin'ny 15 Septambra 2016
Taorian'ny Volana Maro Nanoherana, Nandray Vola ihany Nony Farany Ireo Rosiana Mpitrandraka Arintany
Fanoherana naharitra volana iray sy fitokonana tsy hihinana hanina, fa nahazo vola ihany ireo mpitrandraka arintany tao amin'ny faritr'i Rostov no niafaràny.
Hay Ve Tsy Maharo Amin'ny Fandrahonana Ara-politika Avy Amin'i Beijing Na Dia Mpomba An'i Shina Ao Hong Kong Aza!
"Tsy fantatro ny fomba nahafantaran'izy ireo ny fianakaviako, anisan'izany ny olona tena akaiky ny fianakaviako, ireo namana lehibe mpanohana ahy, ny mombamomba azy ireo, ny fidiram-bolan'izy ireo, ny fahazaran'izy ireo - novakiana tsirairay izany, ary nanomboka nahatsapa tahotra aho.."
Filipiana Mpanjono Miady Mafy Ny Helodrano Mba Hiarovana Ny Fonenany Tsy Hiharan'ny Famotehana Sy Fakàna Tany
"Ireo razambenay no teto taloha, 150 taona lasa izay. Izy ireo irery no olona voalohany izay nanadio sy namolaka ny faritra. Ankehitriny, tonga tampoka ny "mpanambola" goavana iray mitady ny fialànay eto amin'ny tany izay nahalehibe anay"
(Tsy) Ho Lasa Bodista
Une visite au temple bouddhiste de Tada-ji et la statue de Yakushi Nyorai ont-elles aidé à sauver un bébé malade ? Peut-on même le savoir ?
Araraotin'ny Mpisoloky sy ny Fampahalalam-baovao Mahazatra ny Tahotra Horohorontany Tao Skopje
Tsy mbola nisy ny horohoron-tany goavana, saingy nahatonga ny media sosialy hanely tsaho ny tsy fisian'ny vaovao mazava avy amin'ny manam-pahefana sy ny fampahalalam-baovao mahazatra hatramin'ny harivan'ny andro Alahady izay nanamafy ny vaovao diso ka nampitombo ny tahotra
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast : Korontanina Ny Filaminana
Amin'ity herinandro ity izahay hitondra anay ho any Rosia, Singapaoro, India ary Brezila.
Mali: Fandriampahalemana Sarotra Atsangana
Fanafihana fampihorohoroana 191 niteraka famoizana aina 385 no voarakitra tao Mali teo anelanelan'ny 20 Jona 2015 nanaovana sonia ny fifanarahana fandriampahalemana sy ny 25 Jona 2015.
Lasa Nivadika Herisetra Ny Fifandirana Momba Ny Rano Teo Amin'ireo Fanjakana Roa Indiana
"Raha toa ianao mandoro zavatra mba hanoherana ny tsy fahampian-drano, dia lasa eso miala amin'ny fikorontanana ilay hetsi-panoherana."