Tantara tamin'ny 14 Septambra 2016
Kashmir: Fetra Iafaran'ny ‘India Nomerika’

Maharitra ela izany roa volana tsy misy aterineto izany. Ho an'ireo Kashmiris, tsapa bebe kokoa ho fanasaziana tambabe ny tsy fisian'ny aterineto fa tsy fepetram-piarovana.
Tsy Nahazo Medaily Ny Atleta Timorey Nandray Anjara Lalao Olaimpika Fa Mbola Nanentanentana Ny Fireneny Izy Ireo
"Holazainay ireo tanora mba hifantoka amin'ny fanatanjahantena ary hanampy ny firenena. Mitovy amin'ny lalana nasehoan'ireo maherifontsika tamin'ny tolon'izy ireo ho amin'ny fahaleovantena izany."
Mirohondrohona Ao Amin'ny Media Sosialy Japoney Ny Bibikely: Tsara, Mahafinaritra, ary Volotsangana
Mampiasa teknika nentim-paharazana amin'ny asa tanana ireo mpanakanto Japoney mba hanamboatra bibikely vita amin'ny bararata ary nahazo tohiny tao amin'ny aterineto izany.