Tantara tamin'ny 08 Septambra 2016
Netizen Report: Miaraka Amin'ny Fanakatonana Ny Aterineton'i Gabon, Miatrika Fanambin'ny Fihodidinana Sivana Indray Ireo Mpikatroka
Lasa lohatenim-baovao amin'ny raharaha fanalàm-baràka amin'ny Facebook i Bhoutan, mampiasa ny sivana i Paragoay mba hiarovana ireo ankizy amin'ny Aterineto, ary miditra amin'ny fifampiraharahàna miaraka amin'ny orinasa fifandraisandavitra Frantsay Orange i Iràna.
Ny Fetiben'ny Fahavaratra Mahatalanjona Indrindra Ao Japana
Ahitana fandihizana, amponga ary sary mitsingevana goavambe ny iray amin'ireo fetiben'ny fahavaratra mahatalanjona indrindra ao Japana ka tsy aritra ny tsy haka izany ao amin'ny instagram.
Tsy Mamaky Teny Japoney? Bilaogy Efatra Mamelona Indray Ireo Boky Japoney
Raha liana amin'ny literatiora Japoney ianao, tokony hiaraka amin'ireto bilaogera ireto.
Mihahenjana Ny Toe-Draharaha, Mikarakara Fihetsiketsehana Ao An-Drenivohitra Ny Mpanohitra Ao Venezoelà
Niteraka disadisa teo amin'ny governemanta sy ny mpanohitra ny fanomanana ny fidinana an-dalam-be tamin’ny 1 Septambra teo. Mandritra izany fotoana izany dia nanome vaovao ara-potoana ny tambajotra, ny fampitam-baovao tsy miankina ary ny mediam-bahoaka .
Manontany Ny Indiana: Tena Heloka Tokoa Ve Ny Fitsidihana Ny Habaka Torrent?
"Nandràra ireo habaka torrent mielipatrana isan-karazany nandritra ny fotoana maharitra i India - vaovao taloha izany. Saingy eo ambanin'ny politika federaly vaovao ao India, azo gadraina mandritra ny telo taona sy mandoa onitra 300.000 Ropia indiana (~ 4464 dolara Amerikana) ny olona izay tratra mampiakatra votoaty ao amin'ireo tranonkala nakatona."
Voaroaka Noho Ny Fiaraha-miasa Tamin'ny Fampitam-baovao Tsy Miankina Ilay Kiobàna Mpanao Gazety Sady Mpikatroka LGBT
"Tsy misy olana izay toerana hamoahanao lahatsoratra, na dia ao amin'ny bilaoginao fotsiny aza. Hovakianay foana izay soratanao "