Tantara tamin'ny 06 Septambra 2016
Rehefa Tratran'ny Aterineto Amin'ny Resaka Fanjanahantany Ny Miss RDC Sy Ny Mpanao Politika Frantsay Iray
''Kinga kokoa noho ny olo-mainty ny olona fotsy hoditra'' ary '' tsy meloka naniry hizara ny kolontsainy tamin'ny mponina tao Afrika: Fehezanteny tsy lasa
Nifidy Mpanao Lalàna Mpomba Ny Demokrasia ireo Mpifidy Ao Hong Kong Mba Hiaro Ny Fizakantenan'ny Tanàna Amin'i Shina
Na teo aza ny fanosehana, nanome seza telo amboniny ho an'ny mpanohitra ireo mpifidy, raha oharina tamin'ny fifidianana farany tamin'ny taona 2012.
Nanjary Mariky Ny Rafi-pahasalamana Tsy Mahomby Ilay Lehilahy Mahantra Indiana Milanja Ny Vadiny Maty
"Miaina ao amin'ny firenena tsy mba nanampy lehilahy mahantra iray milanja ny vatana mangatsiaka ny vadiny hody any an-tranony ny mpanao gazety ahafahany mitatitra vaovao momba izany isika."
Iraniana Mpahay Siansa Nokleary Nogadraina Nisioka Momba Ny Famotsorana Azy Arahim-Pepetra
Taorian'ny fanagadrana azy nandritra ny dimy taona, navotsotra ilay mpahay siansa nokleary Omid Kokabee.
Mbola Tsy Hita Ilay Mpanao Gazety Jean Bigirimana Raha Mitohy Ny Krizy Ara-politika Ao Burundi
Ny fandàvan'ny manampahefana amin'ny fitazonana an'i Jean no nahatonga ny tahotry ny namany sy ny mpiara-miasa aminy fa mety manafim-baovao momba ny misy azy na ny fahafatesany ny manampahefana
Karatra Paostaly Avy Amin'ny Vondrom-piarahamonin'ireo Vietnamiana Ao Slovakia
"Na maro aza ireo Vietnamiana monina ao anatin'ireo faritra ireo, tsy raharahan'ny kaominina akory izany."