Tantara tamin'ny 05 Septambra 2016
Mivaky Ireo Mpikatroka Mafana Fo Sy Ny Governemanta, Ao Anatiny Sy Ivelan'i Honduras, Momba Ny Lalàna “Berta Cáceres”
Te-hampiato ny "fanampiana Amerikana hoan'ny miaramila sy ny polisy ao Honduras ireo mpanao lalàna, mandra-piaton'ny fanitsakitsahana zon'olombelona ataon'ny mpitandro filaminana sy fitondràna ireo tomponandraikitra amin''izany heloka bevava izany hiatrika fitsarana. ”
Fahatsiarovana An'i Samad Behrangi, ilay Mpanoratra Nanainga Fanahy Iraniana Revolisionera Tsy Tambo Ho Isaina
Fahatsiarovana ny tsingerintaona faha-49 ny fahafatesan'i Behrangi. Manoatra noho ny mpanoratra tantara maizina ho an'ny ankizy, nanoratra fanoharana ihany koa izy izay nampiseho ny tolona nataon'ireo andian-taranaka Iraniana revolisionera.
Mihitatra ny ‘Quora Rosiana’
Nahafeno fampiasam-bola fihodinana faharoa ny tranonkala Rosiana fanontaniana-sy-valiny iray, nahaavotra 500.000 dolara, ary nanokatra birao vaovao tao Berlin sy Londra
Nasongadina Indray Ny Olana Ara-Tontolo Iainana Maro Ao Libanona Amin'ny Fitsidihan'ny Greenpeace
Tsy kisendrasendra no nisafidianan'ny Greenpeace an'i Libanona amin'ny fanombohan'ny fitetezam-paritra Mediteraneana mba hampiroboroboana ny fampiasana ny angovon'ny masoandro.
Inona no Mitranga Ao Gabon?
Nipoaka ny fifandonana teo amin'ny polisy sy ny mpanao fihetsiketsehana, taorian'ny fiampangana hoso-pifidianana tao Gabon.