Miroborobo Ny Polisy Mihira Ao Oganda

Pikantsary avy amin'ny lahatsary Youtube Kaazi Yetu.
Iray amin'ireo singa ara-kolontsaina manan-danja indrindra amin'ny ankamaroan'ny fiainan'ny Ogandey ny mozika, tsy mahagaga raha nihamatanjaka nandritra ny taona maro ny sahan'ny mozika
Ny tena mety mahagaga kokoa dia misakaiza amin'ireo mpiangaly mozika matihanina ny mpanao politika, ny manamboninahitra miaramila sy polisy.
Tamin'ny 1981, nanana miaramila manamboninahitra mpihira nahomby ara-barotra voalohany, Sergeant Kifulugunyu i Oganda.
Ny mozikany no nampazotozoto ireo miaramila manamboninahitra maro tao anatin'ny ady akata nitondra ny filoha ankehitriny, Yoweri Museveni Kaguta teo amin'ny fitondrana. Tamin'ny fiandohan'ny taona 1990, iray tamin'ireo mpanakanto nisandratra indrindra tao amin'ny firenena i Sergent Kifulugunyu .
Amin'ny lahatsary eto ambany, miresaka amin'ny NTV Oganda momba ny zavatra niainany amin'ny mozika nandritra sy taorian'ny ady i Sergent Kifulugunyu. Iray amin'ireo mpanakanto Ogandey niahiahy manoloana ny hala-tahaka izy. Novain'ilay mpanakanto ao an-toerana Gravity Omutujju ny hiran'i Kifulugunyu “Kibonge” ary nomeny lohateny hoe “Omwoto” tsy nahazoana alalana tany aminy, hoy izy.
Anisan'ireo manamboninahitry ny fiarovana hafa nanatevin-daharana ny indositrian'ny mozika ankehitriny i Afande Karangwa sy i Afande Mia ary i Afande OJ avy ao amin'ny polisy. Mikasika ny fitiavan-tanindrazana sy ny asa[m-panjakana] sivily, indrindra indrindra ny an'ny polisy ny hiran'ireto olon-droa mihira voalaza farany ireto.
Iray amin'ireo lahatsary natao vao haingana ny “Kaazi Yetu”, teny Swahili midika hoe “Asanay”. Ao anatin'izany, miresaka momba ny asan ‘ny polisy, mitanisa sy misaotra ny olona samihafa, anisan'izany ny Filoha Yoweri Museveni, ny Inspektera Jeneralin'ny Polisy, ny Jeneraly Kale Kayihura sy ny hafa ny hiran'ireo olon-droa mihira.
Nozarain'ireo mpisera Youtube sy Facebook marobe ny lahatsarin'izy ireo, ary nahazo mpijery maherin'ny 10.000 avokoa ny lahatsary tsirairay.
Nahitàna fihetseham-po samihafa teo amin'ireo mpamaky ny tranonkala Daily Monitor ao Oganda, ny sasany faly ary ny hafa nitsikera ny fihetsiky ny manamboninahitra mihira sy mandihy nefa mbola manao fanamiana polisy.
Nientanentana i Nyaralego fa nametraka ny basy ny manamboninahitra ary mifalifaly;
aaaaaoooo…from AK47 to ndomblo ya solo. (Ndombolo ya solo refers to a popular Congolese music genre and dance style).
aaaaaoooo…avy any amin'ny AK47 mankany amin'ny ndomblo ya solo. (Ndombolo ya solo manondro ny karazana mozika sy dihy malaza Kongoley).
Mihevitra i Ug_Ug fa nandika ny fitsipi-pitondrantenan'ny polisy ireo manamboninahitra:
The Police worldwide has code of conduct, some of which e.g. never to drink alcohol publicly when on duty in Police uniform; as equally as it’s a misconduct dancing in uniform in public places without any orderly authorization from above. These boys should have been incarcerated on the spot, but it seems M7´s [President Museveni's nickname] Police are as ignorant of their own code of conduct as Himself from the above!
Manana fitsipi-pitondran-tena ny polisy maneran-tany, ny sasany ohatra tsy mba misotro toaka imasombahoaka rehefa eo am-perinasa manao fanamiana polisy; tahaka izany koa ny fitondran-tena ratsy mandihy miaraka amin'ny fanamiana eny amin'ny toerana imasom-bahoaka tsy nahazo alàlana avy any ambony. Tokony nampidirina am-ponja teo no ho eo ry zalahy ireo, saingy toa tsy mahalala ny fitsipi-pitondrantenan'izy ireo manokana ny polisin'ny M7's [anaram-bositry ny Filoha Museveni] tahaka Azy filoha ihany!
Ireo lahatsary ireo dia novokarina sy navoaka nahazo fankatoavan'ny mpitandro ny filaminana, izay nanome fandraisana anjara hatramin'ny 5.000 dolara amerikana tamin'ny famokarana.
Faly tamin'ireo manamboninahitra i Ajigak ary manoro hevitra azy ireo mba hivarotra ny mozikan'izy ireo matetika kokoa mba hampitombo ny karama kelin'ny polisy.
Good to be creative to supplement the meager pay earned by the police force other than the greedy politicians. Bravo officer, you need to commercialize your music to make more earning.
Tsara ny fahaizana mamorona mba hanampiana ny karama kely raisin'ny polisy fa tsy ny mpanao politika tenda-kanina. Bravo ho an'ny manamboninahitra, ilaina ny mivarotra ny mozikanareo mba hahazoana vola bebe kokoa.
Sokajy

Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...