Tantara tamin'ny 01 Septambra 2016
Breziliana Iray Mpitsara Milaza Fa Tomponandraikitra Tamin'ny Nahavoatifitry ny Polisy Azy Teo Amin'ny Masony Ilay Mpakasary
"Fotoana hafa mahamenatra sy feno habibiana amin'ny herisetra ara-pitsaràna atao amin'ireo niharan'ny herisetran'ny polisy, ny fanapahankevitr'ilay mpitsara, Olavo Zampol Júnior."
Manana Olana Homamiadan'ny Lalan-jaza i Nikaragoà. Ezahan'ny Fambolena Kafe Ny Manampy.
Manana ny taha ambony indrindra amn'ny fahafatesana noho ny homamiadan'ny làlan-jaza ao Amerika i Nikaragoà —ary voatery miatrika ny famoretan'ny fiarahamonina ireo vehivavy na dia amin'ny resaka fitsaboana tena aza.
Aleon'ny Akademiam-Panjaka Espaniola ” Ny Lehilahy Rehetra ” Toy izay Ny ”Lehilahy Sy Ny Vehivavy Rehetra”
Tsy manaiky ny fampiasana ny maha-lehilahy sy ny maha-vehivavy toy ny ao anatin'ny fomba fiteny ''ny lehihaly rehetra sy ny vehivavy rehetra '' ny Akademiam-Panjaka Espaniola, ka mahatonga ireo fanehoankevitra maro ao amin'ny tambajotra sosialy.
Vonomoka Tao Rabaa , Le Caire : Telo Taona Izay No Lasa, Mbola Miraikitra Ny Fofon'ny Fahafatesana
Telo taona izay no lasa, saingy tsy mety adino ny vonomoka tao Rabaa.
Lalindalina Kokoa Noho Ny Hoditra Ny Fibahanana ny “Burkini”
Amin'ny fiompanana amin'ny lalàna misahana ny tokony sy tsy tokony anaovan'ireo vehivavy, tsy miresaka ny tena hevitra tiana hotohanana isika.