Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

20 Aogositra 2016

Tantara tamin'ny 20 Aogositra 2016

Mbola Mankatia Ilay Vehivavy Mpanao Tolona Nihintsana Antenantenan-Dalana Tao Rio Ihany i Kyrgyzstan

Ny fisian'ilay nahavotsotra ny medaily halimo tokana azon'ny firenena noho ny fihinanana fanafody mampatanjaka [nataon'ny atleta mpiray tanindraznaa aminy] no vao maika kosa nampalaza sy nitiavan'ny olona azy bebe kokoa.

Nanomboka Tao India Ny Fihaonamben'ny Wikimedia Azia Atsimo

Rising Voices

Nanomboka tamin'ny 5 Aogositra tao Landran, fanjakana Indiana ao Punjab ny Fihaonamben'ny Wiki India 2016, fihaonana goavana indrindra iarahan'ireo mpandray anjara ao amin'ny Wikipedia (Rakipahalalana antserasera ahitana fiteny maro) sy ny tetikasa iray tampò aminy antsoina hoe tetikasa Wikimedia.

Ny Fanjavonan'i Wahid Baloch, Literera Sady Mpikatroka Ara-Tsosialy

"Lehilahy iray niady ho amin'ny famongorana ny fandrahonan'ny fampanjavonana ankaterena no lasa lasibatr'ilay heloka bevava indrindra."