Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

31 Jolay 2016

Tantara tamin'ny 31 Jolay 2016

Tapitra Ny Hetsipanoherana Lavareny Nataon'i Irom Sharmila, Fa Mitohy Kosa Ny Tsimatimanota Miaramila Any Avaratra Atsinanan'i India

"Nampiasain'ireo media nasionaly [...] ho seho ny fifadiany sakafo, isantaona. Ny fifadiana hanina no nananganan-dry zareo tantara, fa tsy izay antony nifadiany hanina"

Mihetsika Ny Japoney: Ireo Tantaram-piainan'ny Transmigration (Fifindrafindrana Toerana)

Toy inona izany hoe miantso firenena roa ho tanindrazan'ny tena? Inona no mahatonga ny mpifindramonina hikisaka voalohany indrindra ary ahoana no fidiran'izy ireo ho ao anatin'ny fiarahamonina iray vaovao? Ny aiza no tena andrian'ny fon'izy ireo?

Any Shina, Tsy Tapakila Volamena Hidirana Eo Amin'ny Sehatry Ny Asa Foana Akory Ny Diplôma Avy Eny Amin'ny Anjerimanontolo

"Zavatra sarotra ny fahitana asa satria tsy maintsy lavo sy miarina isaky ny mihetsika ianao"

La Havane, Ilay Tanàna iainana Tsara

Ny fijerin'ny vehivavy iray amin'ireo mponina ao aminy ny renivohitra Kiobàna, ao anatin'ny fotoana firoboroan'ny fizahantany

Nahoana Ary Ireo Fiaran-javamanenon'ny Fifidianana Any Japana No Mikiakiaka Be, No Sady Tsy Misy Ilàna Azy?

Fotoanan'ny fifidianana indray izao any Japana, ary ho an'ireo Japoney maro izay midika ho fiverenan'ny hamohamon'ny Japoney indrindra: 'fiaran-javamaneno' izay mamerina hafatra tsy misy dikany sy mitovy foana.