Tantara tamin'ny 27 Jolay 2016
Nivoaka Niaraka Tamin'ny Tebiteby Sy Fientanam-po tao Japana Ihany Ny Pokémon Go
Nivoaka tao Japana tamin'ny 22 Jolay 2016 ihany ny farany ny Pokémon Go. Nirohotra tamin'ny fisamborana malaza an'ilay biby kely noforonina amin'ny alàlan'ny finday ny firenena iray manontolo.
Antso Ho an'ny Fikambanana Iraisampirenena Mba Hirotsaka An-tsehatra Ao Gambia Noho Ny Fanagadrana Mpanohitra
Mahatonga ireo mpiserasera miahiahy momba ny fiharatsian'ny zon'olombelona ao Gambia ny sazy an-tranomaizina henjana ho an'ireo mpitarika ny mpanohitra sy ny mpikatroka.
Manohy Ny Famoriam-bahoaka Ireo Mpanohitra Ao Maldiva Na Dia Teo Aza Ny Fanakanana Nataon'ny Governemanta
"Manao ny tsikera ho heloka bevava i Yameen ....ao anatin 'ilay drafitra fanavaozana ."
Ahafahan'ny Ray Amandreny Miresaka Momba ny Fanondranan'Olona Ity Klasikan-Tsarimiaina Okrainiana Ity
Noho ny YouTube, efa ho tapaky ny taonjato iray taty aoriana, nanao tampody fohy ny andian-tantara Sarimiaina Okrainiana "Ahoana no ... Kazaka..".