Mahatonga Ny Firenena Hanahy Izay Ho Zava-Mitranga Manaraka Ny Famonoana an'i ‘Robocop’ Tao Trinidad

Ny polisy mpandrava korontana ao Trinidad sy Tobago. Sary :Georgia Popplewell, azo ampiasaina tamin'ny alàlan'ny lisansa CC BY-NC-ND 2.0 .
Lazao ny teny hoe “Robocop” ao Trinidad sy Tobago fa tsy ny sarimihetsika Amerikana nivoaka tamin'ny 1987 no tonga voalohany ao an-tsaina fa i Selwyn “Robocop” Alexis, mpandraharaha iray voalaza fa lehiben-jiolahy mpanao heloka bevava. Efa nosamborin'ny polisy i Alexis teo aloha tamin'ny fiampangana isan-karazany , anisan'izany ny fakàna an-keriny, halatra mitam-piadiana, fanaovana takalon'aina, ary ny fanodikodinana ny rariny (kolikoly any amin'ny fitsarana?). Tsy tonga hatramin'ny farany mihitsy ireo fiampangana, fa tratra ihany “Robocop” ny farany tamin'ny 17 Jolay 2016, rehefa maty tamin'ny fifampitifirana tao amin'ny toerana fanasana fiara iray izay fananany tao afovoan'i Trinidad .
Araka ny tatitra, nisy olona roa hafa maty tamin'ny herisetra. Toa nahafaty ny iray tamin'ireo mpanafika i Alexis talohan'ny nahafatesany noho ny ratra nahazo azy, ary maty tamin'ny fititifirana ihany koa ny mpanjifa sendra nandalo iray .Zazalahy kely dimy taona iray ihany koa voatifitra , ary efa nahazo fitsaboana ao amin'ny hopitaly ao an-toerana amin'izao fotoana izao. Naneho ny ahiahiny ireo polisy fa mety hiteraka ady eo amin'ireo samy jiolahy mpifanandrina ao amin'ny faritra ny famonoana .
The news broke quickly on social media. On Facebook, Internet users shared videos from the scene of the shootout. Many people have felt compelled to comment on the murders. Kathryn Stollmeyer-Wight shared her thoughts:
Nalaza haingana tao amin'ny media sosialy ny vaovao. Nizara ny lahatsarin'ny fitifirana teo amin'ilay toerana ireo mpisera aterineto tao amin'ny Facebook. Maro ny olona no nahatsapa fa voatery haneho hevitra mikasika ilay famonoan'olona. Nizara ny heviny i Kathryn Stollmeyer-Wight:
[…] This man, Selwyn ‘Robocop’ Alexis […] How many times has he been arrested & let go for lack of evidence… […]
Today Robocop was shot dead.
Two other men were also killed.
Sadly, there will be reprisal deaths because thats the way it is.
We may not live in Paris, in Nice or in Baton Rouge, but ‘doh fool yuh fat’. We are living in T&T.
[…] Ity lehilahy ity, Selwyn ‘Robocop’ Alexis […] Impiry moa izy no efa nosamborina ary navotsotra noho ny tsy fahampian'ny porofo … […]
Androany maty voatifitra i Robocop .
Lehilahy roa hafa ihany koa maty.
Mampalahelo, fa hisy hanao valifaty, satria izay no zava-misy.
Mety tsy mipetraka ao Paris, any Nice na any Baton Rouge isika, kanefa ‘ adala ve ianao ‘. Miaina ao amin'ny T & T isika.
Tao amin'ny lahatsoratra Facebook nalefa ho an'ny daholobe iray hafa , hoy Dane SG Wilson hoe :
You live by the sword you die by the sword. That's the only way out from living such a life style. […] An innocent man is dead and an innocent little boy is now fighting for his life! STOP THE KILLING!
Miaina amin'ny sabatra ianao ary matin'ny sabatra. Izay ihany no hany lalan-kivoahana amin'ny fomba fiainana toy izany . […] Maty ny olona tsy manan-tsiny ary miady amin'ny fahafatesana ankehitriny ilay zazalahy kely! ATSAHARO NY FAMONOANA!
Nanontany ilay mpaka sary David Wears tao amin'ny Twitter hoe:
So here endeth the loooooong story of #Robocop. What all yuh think, #AboutTime or #SorryForTheLoss?#Trinidad#CrimeInTrinbago
— Jack WarnerBe (@DavidWearsPhoto) July 18, 2016
Mifarana eto ny tantara lavan'i #Robocop . Ahoana ny hevitrareo rehetra , #MombaNyFotoana sa #MialaTsinyAmin'nyFahalasanany ? # Trinidad # FamonoanaAoTrinbago
Nisioka i David Rudder monina ao Calypso manaraka akaiky hatrany ny fiarahamonina sy ny politika ao amin'ny firenena (ary manana talenta amin'ny fanasongadinana ny fifanoheran-kevitra manohina) hoe:
‘ROBOCOP SHOT DEAD.’
Trinidad's most ” popular” criminal Selwyn ROBOCOP Alexis goes down in a hail of bullets.
— David Michael Rudder (@DavidRudder) July 18, 2016
‘ MATY VOATIFITRA I ROBOCOP . ‘
Lavo tamin'ny fitifirana ilay mpanao heloka bevava ” malaza ” indrindra ao Trinidad Selwyn ROBOCOP Alexis .
Betsaka ny fanalefahan-teny rehefa hilaza ny mpitarika andian-jiolahy ao Trinidad sy Tobago, izay matetika antsoina hoe “mpanao afera”, ” mpitarika ny fiaraha-monina”, na “mpandraharaha”. Satria afaka manampy ny olona ao amin'ny fiaraha-monina voahitsakitsaka ny olo-malaza toa an'i “Robocop”, ary matetika hajain'ny mponina izay lasa miankina aminy ara-bola izy ireo .
Efa nanomboka nanolo-kevitra ny vady navelan'i Alexis fa ireo olona “tsy mahay mankasitraka” no namono azy izay nomeny fanampiana mandrakariva. Rehefa tonga saina ny vadiny hoy izy fa tsy te-hiasa fotsiny ry zareo hamelona ny tenany, dia najanony ny fanampiana ary “nahatezitra” an-dry zareo izany. Mpanelanelana eo amin'ny fiaraha-monina izy amin'ny maha “Robocop” azy ary tsy tian'ireo mpamono olona ny toerana misy azy satria te hanjakazaka malalaka amin'ny fanaovana heloka bevava ao amin'ny faritra ry zareo, hoy ny vadiny.
One Twitter user, accustomed to the insensitivity of some local media when it comes to sensationalising violent crime, asked:
Nanontany ny mpisera Twitter iray izay efa zatra ny tandrevaka ataon'ireo fampitam-baovao sasany ao an-toerana rehefa te-hanasongadina ny herisetran'ny heloka bevava, hoe:
@expressupdates @MarkBassant1 I see #Trinidad papers blurring #Robocop‘s body. 1st time Ive noticed censored murder victims pics. How come?
— Khadine (@khadine868) July 18, 2016
@expressupdates @MarkBassant1 hitako ny gazety ao #Trinidad mampiseho ny sary manjavozavo ny fatin'i #Robocop. Voalohany aho no nahatsikaritra sivana natao tamin'ny sarin'ny lasibatry ny mpamono olona. Ahoana no nahatonga izany?
Na ny zanak'i Alexis aza dia nanao antsafa tao amin'ny fampitam-baovao ary nilaza fa “olona niova fo” ny rainy, ary tsy nitady afa-tsy filaminana, tsy nety resy lahatra anefa ireo mpisera Twitter sasany :
finally ROBOCOP in Trinidad is dead👏🏽👏🏽👏🏽👏🏽
— Leann (@_LeannG) July 18, 2016
maty ihany ny farany ilay ROBOCOP ao Trinidad 👏🏽👏🏽👏🏽👏🏽
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...