Tantara tamin'ny 20 Jolay 2016
Hitondra Vokatra Inona ho An'ireo Vahoaka Ao Afrika Ny Brexit Tao Angletera?
"Raha mievona i Angletera, dia hanao toy izany koa i Afrika... eny Afrika hilaza hoe ''Hotahiana anie ianao'' ary hanohy ny làlany."
Alemaina sy Meksika: Fiombonana Ho An'ny Hoavy
Ny "Taona kambana" eo amin'i Alemaina sy Meksika dia entina andrisihana ny fifanakalozana eo amin'ny roa tonta sy ireo fifandraisana misy eo amin'ireo firenena roa ireo.
Taorian'ny Fikasana Hanongam-panjakana Tao Torkia, Manontany Ny Mpiserasera Hoe, ‘Fanonganam-panjakana sa Sinema?’
Aza matoky izany. Mipoitra miandalana ny tantatra mitombina tanteraka. Tsy afaka manomana mora foana izany zavatra izany ianao, miaraka amin'ny fandefasana mivantana 300.
Atleta 10 Avy Aminà Firenena Efatra Handray Anjara Amin'ny Lalao Olimpika Ambany Faneva Tokana: Mpitsoa-ponenana
"Tao amin'ny tobin'ny mpitsoa-ponenana, tsy nanana fotodrafitrasa izahay – na kiraro aza tsy nanananay. Tsy nisy toerana fanazarantena akory. Na ny toetrandro aza tsy tsara nanaovana fanazarantena..."
Taorian'ny Fihetsiketsehana, Najanona Tampoka Ny Fikasan'ny Governemanta Makedoniana Hahazo Fampindramam-bola Vahiny Eurobond
"Mety handao ity firenena ity ny atsasaky ny olona mana-tsaina alohan'ny taona 2020:" hoy ny olom-pirenena iray naneho hevitra manoloana ny haben'ny trosa tsy maintsy haloanay amin'izany taona izany.
Maminavina Indray An'i Pokémon Go Ho Mpilalao Sarimiaina Sovietika Ireo Mpanakanto Rosiana

Tia sarimiaina Sovietika ? Naminavina indray ireo mpilalao ankafizin'ny olona ho toy ny zavamiaina ao amin'ny kilalao Pokémon Go ireo mpanakanto Rosiana.