Sary Hosodoko Fahagola Hita Vao Haingana, Mety Hanova Ny Tantaran'ny Machu Picchu Araka Ny Nahafantarantska Azy Hatrizay

Machu Picchu. Sary an'ilay mpampiasa Flickr , Dan Doan (CC BY-NC-ND 2.0).
Tsy mitsahatra ny mampitolagaga ny Machu Picchu, izay raisina ho toy ny sanganasa amin'ny resaka maritrano sy injenieria, nambara tamin'ny 2007 ho isan'ireo Zavamahagaga Fito eto Ambonin'ny Tany.
Ny 4 Jolay, nitatitra ny nahitàna vaovao indray sary hosodoko fahagola miisa roa natao tambonin'ny vato, tany akaikin'ny sisam-paharavàna tavela tamin'ilay tanàna Inca malaza erantany i Pedro Astete, talen'ny vala arkeolojika nasionaly Machu Picchu:
Sarinà llama iray, lehilahy iray, ary eo ambonin'izy roa misy kisary jeometrika iray, no hita tao amin'ny faritr'i Pachamama, eo amin'ny làlana fidirana ho ao amin'ny faritra arkeolojika Machu Picchu.
Tamin'ny […] 1912, fasana efatra no hitan'ny andiany faharoa tamin'ireo Peroviana mpikaroka avy amin'ny Anjerimanontolon'i Yale, teo ambany fitarihan'i Hiram Bingham. Hatreto, anefa, tsy mbola nisy [nahamarika] [ireo sary].
Efa nisy drafitra hanaovana fandavahana misimisy kokoa tao amin'ilay faritra, izay hatramin'ny fotoana iresahana aloha dia tsy azon'ny olon-drehetra idirana. Tsy maintsy mbola hanaovana fitsirihana lalindalina kokoa ireo sary hita mba hahazoana antoka, saingy ny Vavahadin-tseraseran'ny Fizahantany ao Però, mitatitra fa mety ho sary efa tamin'ny vanimpotoana talohan’ ny Inca izy ireo:
Mety hanova ny tantara efa fantatsika hatrizay momba ilay faritra arkeolojika io, satria ireo sary dia mety hanome fanazavàna momba ny mponina niaina talohan'ny Inca tao amin'ilay faritra, hoy i José Basante.
Nilaza ihany koa i José Bastante, tomponandraikitr'ilay fandaharanasa fittrandrahana ilay faritra masina, fa mety “hanaporofo ny naha-toerana manokana ilay faritra ho an'ireo olona talohan'ny Inca izany. Vao manomboka mihitsy izao ny fanadihadiana”.
Tsy hoe tsy nisy nanakiana akory ilay vaovao, araka ny filaza sasany, tsy zavabaovao vao hita velively io. Tranonkala iray antsoina hoe Archaeology of Peru no nilaza fa sary efa nalaina tain'ny 2009 teo amin'ilay toerana ireo mampiseho sary hosodoko ireo:
Efa ela no nahafantarana tsara ireny sary hosodoko ireny ary afaka jerena tsara mihitsy satria hita manamorona ny arabe ao Intipunku. Sary efa roapolo taona lasa no ananantsika ary maro ny mpitaridia mpitondra mpizahatany no mahalala ny fisian'izy ireny. […] Efa notanisaintsika tao anaty tatitra jeolojika iray ireny sary hosodoko ireny, tatitra momba ireo fihotsahan'ny tany tao Machupicchu, tany amin'ny fiandohan'ny taona 2000s tany.
Araka ny efa nampoizina, noraisin'ny Twitter ihany koa ilay vaovao, araka ny hita ao anaty bitsika iray nalefan'ny gazety miteny Espaniola ao Etazonia, Diario Las Americas, izay mizara sary iray ahitàna ireo hosodoko:
#Artes Hallan nuevas pinturas rupestres en Machu Picchu https://t.co/OorqYpYu4L pic.twitter.com/xfkNFMAUxb
— Diario Las Américas (@DLasAmericas) 5 de julio de 2016
Ireo sary hosodoko vaovao vita ambony vato hita tao Machu Picchu
Namelona indray ny fahalinan'ny rehetra amin'ireo zavatra momba ny Machu Picchu ety anaty aterineto ilay fahitàna, ary matetika ireo olontsotra mpampiasa Twitter no manondro lahatsary roa izay mampiseho toerana samihafa ao anatin'ilay toerana fikarohana arkeolojika. Ny iray amin'ireny, noraketina tany amin'ny taona 40 tany ho any, dia manangona ireo sary avy aminà andian-toerana manana lanja arkeolojika, tao Cusco, toa an'i Ollantaytambo, Písac, ary hatrany Juliaca sy Arequipa. Ampahany amin'ny tahirin'ny Mozea arkeolojika sy antropolojikan'ny Anjerimanontolon'i Pennsylvanie ilay lahatsary. Soritan'ilay mpampiasa izay nizara azy io ny habetsahan'ireo fahasamihafàna ara-kolontsaina efa hita tao amin'ny faritra nandritry izay ampaham-potoana izay (taona 40).
Ny lahatsary eto ambany dia efa tamin'ny taona 1936 ary nijanona tsy nisy nahalala raha tsy amin'izao fotoana izao. Fitetezana ny faritra manodidina ireo toerana samihafa anaovana fikarohana ao Machu Picchu izy io, arahan'ny mozika lafika tena ahafantarana ny Andes.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...