Tantara tamin'ny 19 Jolay 2016
Dimy ambiroapolo Taona Lasa Izay, Nampientanentana An'i USSR Ny McDonald’s -ny Voalohany. Ankehitriny Any Siberia i Joy.

Raha tsy mahavita mampihetsi-bolo ireo mponin'ny andro maoderin'i Maosko intsony ireo tambajotranà fivarotana sakafo vita haingana lehibe indrindra erantany, mbola mahavita mamaky sehatra vaovao any Rosia ihany ny McDonald's.
O Ry Ilay Tanànakelin'i Danghara: Maneso Ny ‘Fahitana’ Ara-tantara Ireo Mpisera Facebook Ao Tajikistan
"Avy ao Danghara ihany koa i Adama sy Eva!"
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Fahafahana, Fa Tsy Fifehezana
Amin'ity herinandro ity izahay hitondra anao any Kashmir fehezin'i India, Nepal ary Shina. .
Tsy Manaiky Ny Hamerenana Indray Ny Tolotra Eurobond Ataon’ Ny Governemanta Ny Mpanao Fihetsiketsehana Makedoniana
Nitsikera ny fitombon'ny trosan'ny Makedonia avy any ivelany ireo mpikatroka ao amin'ny hetsika fantatra amin'ny antsoina hoe "Revolisiona Maro Loko" , ary nilaza fa tsy hahomby ny famatsiam-bola vaovao rehetra raha mbola ny governemanta amin'izao fotoana no eo amin'ny fahefana.
Hafa Ny Fomba Fijerin'ny Vehivavy Azerbaijani Ny #TsyMatahotraMitenyAho
"I do not believe there is one woman [in Azerbaijan] who has not faced harassment or violence." "Tsy mino aho fa tsy misy vehivavy [ao Azerbaijan] tsy niharan'ny fanorisorenana na herisetra."
Mitaky Ny Rariny Ireo Mpanao Fihetsiketsehana Vietnamiana Na dia Eo Aza Ny Fandaminan'ny Governemanta Mikasika Ny Fahafatesan'Ireo Trondro
"Tsofy ny kiririokanao mba hitaky ny mangarahara, tsofy ny kiririokanao mba hitaky ny fahaveloman'ireo trondro, tsofy ny kiririokanao mba hanatsahatra ny Formosa."
Sary Hosodoko Fahagola Hita Vao Haingana, Mety Hanova Ny Tantaran'ny Machu Picchu Araka Ny Nahafantarantska Azy Hatrizay
Miverina eny anivon'ny fampahalalambaovao i Machu Picchu, taorian'ny nahitàna zohy roa, anjatony metatra vitsy miala ireo toerana fizahantany misy sary hosodoko malaza.