Tantara tamin'ny 17 Jolay 2016
Takalonaina Roapolo Maty Sy Telo Ambin'ny Folo Hafa Avotra Nandritra Ny Fahirano Fakàna Takalon'aina Tao Dhaka Izay Niafara Tamin'ny Loza Mahatsiravina
"Noho izany avelao izahay hitsahatra tsy hiaro ireo olona izay tsy nanao n'inon'inona mba hanakanana ny tsy hisian'ity andro tsy azo nialana ity. Avelao izahay tsy hitady fialantsiny maro ho an'ireo olona sy ireo fotokevitra izay manome aingam-panahy tahaka izany."
Nice : “Tapahina Ny Zioga Maharikoriko”-n'ny Fanatisma sy ny Fahadalàna
Andao hiaraka hieritreritra hitadiavana ny fomba tsara «hanapotipotehana tanteraka ity maharikoriko ity» izay mandrahona ny sivilizasionantsika.
Mety Hitarika Ireo Mpiasa Hafa Hitaky Ny Zony Ihany Koa Ny Fitokonana Voalohany Eo Amin'ny Sehatry Ny Fifamoivoizana An'habakabaka Ao Taïwan
"Ankehitriny nanoratra pejy iray vaovao tamin'ny tantaran'ny fitokonana ao Taïwan ireo mpiasan'ny zotram-piaramanidina. Manantena aho fa tsy hijanona fotsiny amin'ny sokajin'ireo mpiasa ireo fotsiny io fahombiazana io..."
Taorian'ny Fanafihana Tao Nice, Fotoana Izao Hanajantsika Miaraka Ny Fangirifiriana Mihatra Na Aiza Na Aiza

"Saingy ankehitriny isika aleo mijanona amin'ny anio. Andao isika hanaja ireo fianakaviana sy namana malahelo, ary amin'ny fanaovana izany isika no manome voninahitra ireo voina efa nitranga teo aloha. "