Tantara tamin'ny 14 Jolay 2016
Mpanome Rà Efatra Avy Ao India No Namonjy Lehilahy Iray Tao Bangladesh Tamin'ny Fanomezana Rà Tsy Fahita Firy. Ankehitriny Inona No Nambaranareo Mikasika Ireo Sisintany?
Saika maty noho ny tsy fisian'ireo mpanome rà ilay lehilahy iray 25 taona tao Bangladesh manana rà tsy fahita firy. Rehefa tsy afaka hita tao amin'ny fireneny izy ireo, olona efatra avy ao Mumbai no nitsangana nanolotra rà.
Fanadihadiana Nataon'ny Mpisera Twitter Iray Ny Fomba Fitateram-Baovaon'ny Media Tamin'ny Fifampitifirana Tao Dallas

"Eritrereto lalina izay taterina sy ny fomba ilazana azy. Zava-dehibe kokoa ny fitadiavana izay tsy nolazaina tamin'ny takelaka sy ny antony.."
Niteraka Adihevitra Momba Ny Fanagadrana Biby Ao Arzantina Ny Fahafatesan'i Arturo, Orsa An-tendrontany
“Inona no lesona tsoahin'ny olona rehefa mijery orsa manirery, gadraina, ary ao anatin'ny mari-pàna 40 degre amin'ny fotoam-pahavaratra? Fa hoe manana hery hifehy sy hanova ny fiainan'ny biby ho an'ny haitraitrantsika manokana sy manova azy toy ny fampianarana sy asa fiarovana isika.”
Miantso An'i Shina Mba Hanao #Chexit Ao Amin'ny Ranomasina Shina Atsimo Ny Filipiana
"Ara-dalàna, ara-politika sy ara-tantaranay ny Ranomasina Filipina Andrefana. Ny helo miaraka amin'ny eritreritr'i Shina, tsipika an-dalana 9, #CHexit izao!!"
Mitady Tonian-dahatsoratra Ho An'ny Tetikasa RuNet Echo ny Global Voices

Raha liana ianao dia aoka mba handefa ny mombamomba anao, fanoratana santionany, ary taratasy manazava ny antony maha kandidà mahomby anao amin'ilay asa