Tantara tamin'ny 09 Jolay 2016
Raha Nanana Basy Aho

"Rehefa mihevitra ireo fotoana nanafihana ahy aho, na nandrahonana ahy, na nanatrehako herisetra, tsy vitako ny misaina ohatra iray mety hitondran'ny basy vokatra tsara kokoa amin'ny toedraharaha."
Nahoana i Facebook No Nanala Ny Lahatsoratra Fanakianana Ny Polisy Singapaoreana?

Nalefan'ilay mpikatroka politika sy mpisolovavan'ny zon'ny sivily Teo Soh Lung tao amin'ny Facebook ny lahatsorany rehefa nitady ny tranony sy ny solosainy ny polisy tsy nisy taratasy fahazoan-dàlana avy amin'ny fitsarana. Nofafana ilay lahatsoratra avy eo.
Tsy Manaiky Resy Tsy Miady Amin'ny Fepetram-Pitsitsiana Henjana Napetrak'i Etazonia Ireo Pôrto Rikana
Nidina an-dalambe ireo Pôrto Rikana sy ny media sosialy hanao hetsi-panoherana noho ny fanaovan-tsonia ho lalàna manan-kery ny PROMESA vao haingana izay mametraka ny kabinetra federaly mpanara-mason' ny hetra .
Faly I Japana Fa Azon'I Arashiro Yukiya Ny Fanamiana Mena Tamin'ny Tour de France
"Nahazo ny "lokan'ny fikirizana" tamin'ny Tour de France ilay mpanao hazakazaka am-bisikileta Arashiro Yukiya! Nanome aingam-panahy antsika rehetra izy!"