Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

07 Jolay 2016

Tantara tamin'ny 07 Jolay 2016

Fifaninan-tSary Mamoaka Ny Biby Sy Zavamaniry Mahatalanjona Ao Amin'ny Farihy Ohrid Ao Makedonia sy Albania

Asehon'ireo sary ny vorombe mangina, trondro sy hazandranomamy isan-karazany ary misy ihany koa aza fanaka an-trano ao anaty rano na amoron-drano.

Tahaka Izao No Mitranga Raha Manafoana Fampisehoana Mozika Elektronika Bonanza Tampoka i Moskoa

Tsy misy olona mankasitraka ny fanafoanana ny fandaharam-potoanan'izy ireo, ary ny andro nandràran'i Moskoa izany mozika malaza goavana izany no andro niovan'ireo mpisera Facebook Rosiana ho manam-pahaizana momba ny fitantanana fampisehoana.

Manana Mponina Iray Tapitrisa Ve Ny Renivohitr’ i Kazakhstan ? Tsia Kosa Angamba

"Iray tapitrisa hoy ny filoha. Ary tsy manao fahadisoana na oviana na oviana ny filoham-pirenena ."

#TsyMatahotraAhoNyHilazaIzany: Milaza ny Herisetra Ara-nofo Niainany Ny Vehivavy Ao Amin'ny Media Sosialy Okrainiana

Malaza ao amin'ny ampahan'ny Facebook Okraniana ny tenirohy vaovao ‪#‎ЯНеБоюсьСказати‬ (#tsy matahotra ny hilaza izany aho). Amin'ny tenirohy, nizara ny tantarany sy ny zavatra niainany momba ny sotasota ara-nofo, herisetra ara-nofo, sy ny herisetra an-tokantrano ny mpiserasera.

Mampiantrano Siriana Miozolmana iray Mpitsoaponenana ity Fianakaviana Jiosy Ao Berlin ity

Rehefa tonga nonina tao amin'ny fianakaviana Jellinek tao Berlin ny Siriana iray mpitsoaponenana, dia nahazo fanampiana amin'ny fianarany ny teny Alemàna. Ary nitombo tao anatin'ireto fianakaviana Jiosy ny fahafantarana ny fireneny amin'ny endrika iray vaovao.