“Isika No Mahery Satria Misy ny Fitiavana” : Mahatsiaro an'i Víctor Jara i Amerika Latinina

Fahatsiarovana an'i Víctor Jara tamin'ny septambra 2013. Saripika Flickr an'i Marcos G. (CC BY-NC 2.0).
Na dia efa 43 taona aza izay no nahafatesany dia mbola misy ihany ny miresaka momba an'i, Víctor Jara, Shiliana mpitendry mozika, mpihira sahady mpamoron-kira, talen'ny teatra ary mpikatroka politika ity. Tamin'ny 27 jona 2016, tao Florida tao Etazonia, dia nisy fitsarana nanambara fa tompon'andraikitra tamin'ny fahafatesan'i Victor Jara ny miaramila teo aloha Pedro Barrientos. Izao didy izao no vokatry ny fitoriana eny amin'ny fitsarana napetraky ny vadin'i Jara sy ny zananivavy Manuela sy Amanda.
Tsy maintsy mandoa onitra mitentina 28 tapitrisa dolara amin'ny fianakavian'i Jara ihany koa i Barrientos, ary mety ampodiana eny an-tanindrazana, raha mihevitra ny governemantan'i Etazonia fa ilaina ny fanaovana izany. Mizaka zom-pirenen'i Etazonia tamin'ny alalan'ny mariazy i Barrientos.
Nosamborin'ny didy jadona miaramila vao tafapetraka tamin'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 11 septambra 1973, nanaisotra ny governemantan'i Salvador Allende i Jara tamin'izany fotoana izany. Nampijaliana izy ary novonoina tao amin'ny kianja Chile taloha.
Tamin'ny 1990, nametraka mazava ny Vaomieran'ny Fahamarinana sy ny Fampihavanana fa rotiky ny bala miisa 44 tao amin'ny kianja Chile i Víctor Jara tamin'ny 16 septambra 1973. Natsipy tamin'ny tany foana iray ny fatiny, vao napetraka tsy fantatra anarana (NN) tao amin'ny tranom-paty. Avy eo izy fantatry ny vadiny britanika antsoina hoe Joan Turner.
Taona maro taty aoriana, tamin'ny taona 2012, namoaka fanenjehana ireo miaramila efa misotro ronono Hugo Sánchez Marmonti sy Pedro Barrientos Núñez tamin'ny famonoana an'ilay mpamoron-kira mpitondra faneva [mg], Atoa Miguel Vázquez Plaza, mpitsara ao amin'ny Fitsarana Ambonin'i Santiago. Namoaka didy fampisamborana iraisampirenena an'i Barrientos Núñez izay monina ao Etazonia ny mpitsara.
Naneho ny hafaliany ny ankohonan'i Jara tamin'ny fandrenesana izany fanapahan-kevitry ny fitsarana izany :
Joan, la viuda de Jara, y sus hijas Manuela Bunster y Amanda lloraron de alegría y se abrazaron con sus abogados al conocer la resolución del tribunal, mientras Barrientos recibió la noticia en silencio y con la vista clavada en el piso. La defensa de los familiares de Jara consideró que esta declaración de culpabilidad puede motivar al gobierno de Estados Unidos a agilizar la extradición de Barrientos a Chile.
Nitomanin'ny hafaliana i Joan, vady navelany, sy ireo zananivavy Manuela Bunster et Amanda ary nanoroka ireo mpisolovava azy tamin'ny fandrenesana ny didim-pitsarana, raha nandray ny vaovao tamim-pahanginana sy tamim-piondrehana kosa i Barrientos. Mihevitra ny mpisolovavan'ny fianakavian'i Jara fa mety hanafaingana ny fampodian'ny governemantan'i Etazonia an'i Barrientos any Chile izao fanamelohana izao.
Naharitra fito andro teo anoloan'ny Fitsarana Federalin'i Orlando ao Florida ny fotoam-pitsarana.
Indreto ny fihetseham-po nangonina tao amin'ny Twitter :
Exmilitar golpista chileno condenado en EEUU por torturar y asesinar a Víctor Jara. https://t.co/OeY7SvWnylpic.twitter.com/EH017BREti
— René Pacheco Vila (@rene_pv) 30 de junio de 2016
Miaramila shiliana taloha mpanongam-panjakana voaheloka tao Etazonia noho ny fampijaliana sy ny famonoana an'i Víctor Jara.
Condenado un exmilitar chileno por el asesinato de Víctor Jara 43 años después https://t.co/uAy6S2ol1J
— Clara Merino Serrano (@mmlunacreciente) 30 de junio de 2016
Miaramila shiliana taloha voaheloka 43 taona taorian'ny famonoana an'i Víctor Jara.
43 yıl sonra gelen adalet: Şilili teğmen, Victor Jara'yı öldürmekten suçlu bulundu https://t.co/vi77RKbs1e
— Devrim Şenses (@Devrimsenses) 30 de junio de 2016
43 taona taty aoriana, nanameloka miaramila shiliana iray tamin'ny famonoana an'i Víctor Jara ny fitsarana.
Rehefa tapitra ny didy jadona dia nomena anarana Kianja Victor Jara ny kianja Chile.
Víctor Jara nandritra ny fiteteza-tany tao Però
Tamin'ny 17 jolay 1973, nandritra ny fiteteza-tany tao Però, nanaovan'i Ernesto García Calderon, Peroviana mpanolotra fandaharana sy mpanentana, rain'ny mpanoratra ity lahatsoratra [amin'ny teny espaniola] ity i Víctor Jara. Azo jerena ao amin'ny YouTube izany resadresaka izany :
Teo amin'ny teny fampidirana ny mpanolotra nampahatsiahy an'i Victor Jara mihira “ilay mpiasa eny an-tsaha, ilay mpiasa madinika, ilay mpitrandraka, ny ranomasina”, nefa mihira ihany koa ny fitiavana sy ny fandriampahalemana. Tamin'ny fanombohany, nitantara i Jara fa nahita gitara hatrany tao an-tranony satria mpihira ny reniny. Mihira ny reniny rehefa misy batisa (batemy), mariazy ary fandevenana, hiran'ny any ambanivohitra.
“Isika no tsara indrindra satria misy ny fitiavana, kitro ifaharana izany, iankinan'ny ain-dehibe, izay no antom-pisiantsika”, hoy i Jara nandritra ny dinidinika.
Niteny ihany koa ilay mpihira fa nanam-bitana tokoa izy nihaona tamin'i Violeta Parra, Shiliana mpihira sady mpamoron-kira heverina ho iray amin'ireo mpihira vokatry ny tany malaza ao Amerika, ary misy aza no mihevitra fa zananilahy izy.
Nolazainy ihany koa ny nantsoina ho hira vaovao shiliana tamin'izany fotoana izany, hetsika izay ny hiran'i Violeta Parra milaza ny fahamarinana sy ny tena izy tamin'ny kapila iray no nahatonga izany, kapila nanana fiantraikany lalina dia lalina ka nahatonga ny sasany hihevitra fa izay no lalana tokony arahina. Any amin'ny farany i Jara miresaka fa nanome feo ny tononkalo sasany izy, toy ny “El niño yuntero“, avy amin'ny poeta espaniola Miguel Hernández.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...