Tantara tamin'ny 06 Jolay 2016
Chile: Miady Amin'ny Krizy Ara-Tontolo iainana Antsoina Hoe ‘Ny Samonta Mena’
Ilay tranga fantatra amin'ny anarana hoe "samonta mena," hita manerana ny firenena, dia namoizana salmon maherin'ny 24 tapitrisa ary karazam-biby an-dranomasina hafa an-jatony.
“Isika No Mahery Satria Misy ny Fitiavana” : Mahatsiaro an'i Víctor Jara i Amerika Latinina
Nanome rariny an'i Victor Jara, Shiliana mpihira nalaza dia nalaza novonoina nandritra ny fanonganam-panjakana tamin'ny 1973, ihany ny farany ny Tribonaly iray tao Florida.
Noafahana Ilay Angôley Mpikatroka Nito Alves
Noafahana omaly talata 05 jolay i Nito Alves, ary nanatevin-daharana ireo mpikatroka 16 noafahan'ny Fitsarana Tampony tamin'ny herinandro (29.06)
Nekena Ny Fanafahana Vonjimaika Ireo Anglôley Mpikatroka
Noafahan'ny Fitsarana Tampony vonjimaika araka ny fangatahan'ny mpisolovava ny 16 amin'ny mpikatroka angôley miisa 17 izay nosamborina tamin'ny jona 2015 - ary notsaraina tamin'ny volana marsa tamin'ity taona ity - ho nikasa hanongam-panjakana.