Tsy Mitsahatra Ny Adin'ny ‘Fanadiovana Kabone’ Eo Amin'ny Kyrgyzstan Sy Kazakhstan

Miaiky ny ankamaroan'ny olona fa tsy misy zavatra tsy mety na mahamenatra raha mahazo vola amin'ny fanadiovana azy itony. Afatsy ireo minisitra kazakhs. Creative commons.
Nanomboka tamin'ny fanamarihana nahasadaikatra ny minisitra iray talohan'ny nidirany tao amin'ny sehatra diplaomatika, tamin'ny fanambarana tamin'ny lahatsary sy tamin'ny fanoloran'ny fanjakana mari-pankasitrahana . Fa tsy mbola vita.
Alohan'ny hitondran'ny Global Voices anao ho any amin'ny tantara ratsy eo amin'ny firenena mpirahalahy roa tonta ao Azia Afovoany Firaisana-Sovietika taloha izay nanomboka tamin'ny volana May ary efa naharitra ho telo volana izao, dia tsara ny mampahafantatra zavatra iray: na dia teo aza ny kolontsaina saika mitovy tanteraka, ny tantaram-pirenena sy ny fifandraisana anaty fiaraha-miasa iraisampirenena amin'ny ankapobeny, dia i Kazakhstan no zokiny amin'izany fifandraisana izany ary Kyrgyzstan no zandriny.
Mitovy taona ireo firenena mpirahalahy- efa ho 25 taona – fa lehibe i Kazakhstan, manana mponina avo telo heny noho i Kyrgyzstan ary manan-karena amin'ny solitany. Toy ny ankamaroan'ireo firenena lehibe, hentitra ihany koa izy ary manana fanambonian-tena, kanefa raha i Kyrgyzstan dia demokratika kokoa sy tia ady, ary firenena nandia revolisiona roa tao anatin'ny 14 taona. Ka te hanana ny teny farany hatrany.
Tahaka izao ny fizotran'ny fifamaliana farany teo amin'ny roa tonta.
1.Niteny ny minisitry ny kolontsain'i Kazakhstan fa ratsy ho an'ny ankizivavy Kyrgyz ny tsy maintsy manadio kabone ao Moskoa mba hahazoana vola.
Nanararaotra ny fotoana ahafahany mampahatsiahy ireo Kazakh ny minisitry ny fanatanjahan-tena sy ny kolontsaina Kazakh Arystanbek Mukhamediuly tamin'ny 24 May raha niteny tao amin'ny lanonam-bahoaka tao Kazakhstan- ary nanonona an'ilay Kyrgyz mpanoratra malaza Chingiz Aitmatov – fa tsy milamina tsara ny ao amin'ny ry zareo mpifanolobodirindrina aminy izay mahantra sy demaokratika kokoa.
Toy izao ny teniny, araka ny tatitry ny RFE / RL :
Aitmatov wanted to prevent his people from taking […] senseless steps. And really he forecast those negative events that we have witnessed in Kyrgyzstan. When I go to Moscow, it is painful for me to see how young Kyrgyz girls have to clean public toilets there. Since there are no jobs, no prospects in their country, Kyrgyz have to leave..
Te-hanakana loatra ny vahoakany tsy hihetsika i Aitmatov […] . Efa niomana tamin'ireo zava-nitranga ratsy izay hitantsika tao Kyrgyzstan izy. Rehefa nandeha tany Moskoa aho, mafy ho ahy ny nahita ireo tovovavy Kyrgyz tsy maintsy manadio kabonem-bahoaka. Tsy maintsy mifindra monina ireo Kyrgyz satria tsy misy ny asa, tsy misy ny fanantenana ao amin'ny fireneny.
Niteraka adi-hevitra be tao amin'ny media sosialy Kyrgyz ny teniny .Hoy ilay Kyrgyz mpahay tantara Ainura Arzymaytova hoe :
I suppose this Kazakh official was trying to hint to his people … ‘Look what happened to Kyrgyz people after their revolutions […] It was some kind of a maneuver to distract Kazakh citizens from their problems by offering them our problems to discuss.
Heveriko fa ny tian'io manam-pahefana Kazakh io ambara amin'ny mpiray tanindrazana aminy dia… ‘Jereo ny zava-nitranga tamin'ireo olona Kyrgyz taorian'ny revolisiona […] Karazana fanodikodinana mba handrebirebena ireo Kazakh tsy hahita ny olany amin'ny alàlan'ny firesahana azy ireo momba ny olana mahazo antsika izany.
Tsy ny olana no tsy misy ao Kazakhstan amin'izao fotoana. Taorian'ny firoboroboana ara-toekarena nandritra ny folo taona tsy tapaka, nanozongozona ity firenena manana mponina 18 tapitrisa ity ny filatsahan'ny vidin-tsolika eran-tany ary niteraka fihetseham-po te hanohitra izay nitohy tamin'ny fikasan'ny governemanta hanitatra ny fampanofana tany amin'ireo vahiny .
Tato anatin'ny volana maromaro, nampahatsiahy ny tantara nisy rà mandriaka vao haingana tao Kyrgyzstan ny fampitam-baovao mpanohana ny governemanta Kazakhstan raha nitombo ny hatezeram-bahoaka mba hanakiviana ireo fivoriana ara-politika – olona 500 mahery no maty tamin'ilay korontana ara-politika tao amin'ny firenena tamin'ny 2010 .

Vehivavy Kazakhstan. Sary: Wikipedia.
2. Nahatonga ny olana ara-diplomatika i Kyrgyzstan .
Ny ampitso, nampiantso ny Masoivohon'i Kazakhstan ny minisitry ny raharaham-bahiny Kyrgyz hanazava ireo fanamarihana, nomarihana tamim-pahasosorana, araka ny Reuters , fa mifanaraka amin'ny fanaratsiana voarain'i Kyrgyzstan heno tamin'ny fampitam-baovao Kazakh tao ho ao ireo fanamarihana. Kay !
3.Milaza ny fomba fijeriny momba ny fanadiovana kabone amin'ny minisitra Kazakh ireo vehivavy Kyrgyz ao Moskoa.
Hoy ilay vehivavy voalohany tao amin'ny lahatsary hoe:
Oui, nous nettoyons peut-être les toilettes, mais c'est un travail honnête. Nous ne vendons pas notre corps. Nous ne faisons que nourrir nos familles et nous contribuons grandement à l'économie du Kirghizistan [par l'argent que nous envoyons]. Je tiens à dire au ministre kazakh que je ne suis pas d'accord avec ce qu'il a dit. C'est faux. Nous ne sommes pas là pour la bonne vie, mais parce que nous devons nous nourrir d'une façon ou d'une autre. En fait il y a aussi des Kazakhes parmi nous et elles nettoient aussi des toilettes. Il n'y a pas de quoi avoir honte. Nous nettoyons les toilettes et les bureaux. Depuis dix ans que je suis [à Moscou] nous avons scolarisé deux de nos filles et avec l'aide de Dieu nous pourrons refaire et moderniser notre maison. Nous nettoyons les toilettes ici mais quand nous rentrons chez nous nous sommes respectées.
Eny, mety hoe kabone no diovinay, kanefa asa madio izany. Tsy mivarotra ny tenanay izahay . Mamelona ny fianakavianay izahay amin'izany ary mandray anjara indrindra amin'ny toe-karen'i Kyrgyzstan [amin'ny alàlan'ny vola alefanay] Tiako ny milaza amin'ny minisitra Kazakh fa tsy manaiky ny heviny aho. Diso izany. Tsy hoe tsara akory ny fiainana eto, tsy maintsy misakafo izahay na inona na inona mitranga. Misy ihany koa ny Kazakh eto aminay raha ny marina ary manadio kabone ihany koa izy ireo. Tsy misy mahamenatra izany. Manadio kabone sy birao izahay. Folo taona no naha teto [ Moskoa anay] ary afaka nampianatra ny roa tamin'ireo zanakay vavy izahay ary noho ny fanampian'Andriamanitra, dia afaka manamboatra sy manavao ny tranonay izahay. Manadio kabone izahay eto, kanefa hajaina rehefa mody any an-trano
4. Niala tsiny ny minisitry ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina ary nilaza fa mivaona tamin'ny zava-misy ny filazan'ny minisitra.

Fianakaviana iray ao Kirghizistan. Sary: Wikipedia.
5.Niditra ny minisitry ny raharaham-bahinin'i Kazakhstan , satria nanomboka tsy voafehy ny raharaha.
Niteny ny minisitry ny raharaham-bahiny Kazakh, Erlan Idrissov, iray volana taty aoriana raha mbola nafana ny hatezerana tao Kyrgyzstan, tamin'ny 20 Jona :
То, что мы видели в блогосфере, это в основном эмоциональные всплески отдельных кыргызских граждан. Ни в коем случае наш министр не намеревался, не хотел, да и не мог никак умалить самый близкий нам народ Центральной Азии.
Fihetsem-po tsy voafehy ataon'ny olom-pirenena Kyrgyz sasany ihany ny zavatra hitantsika amin'ny tontolon'ny bilaogy. Tsy nandre, tsy nihevitra, na nitady, ary tsy ho afaka hanome fanafintohinana ireo olona akaiky indrindra anay eto Azia Afovoany ny minisitray
Nifarana ny disadisa, sa tsy izany? Tsia!
6. Nanome mari-boninahitra ireo Kyrgyz mpanao asam-panadiovana nanome ny heviny tsy mivilivily tamin'ilay minisitra Kazakh ny filohan'i Kyrgyzstan !
Nisaotra noho ny “fitiavan-tanindrazana mavitrika “nananan'izy ireo ny Filoha Almazbek Atambayev izay toa nankafy ny vava nifanaovana tamin'ny fifanakalozana ara-diplaomatika.

Ny filoha kirghiz Almazbek Atambayev. Avy amin'ny asa fanaovan-gazety ao amin'ny fitondram-panjakana rosiana. Azo ampiasaina.
7. Mbola tsy navelan'ny filohan'i Kyrgyzstan .
Nanao fanamarihana ankolaka indray tamin'ny tenin'ny minisitry ny Kolontsaina Kazakh Atoa Atambayev tamin'ny kabariny nandritra ny lanonana iray izay nanolorana ny ” mari-pankasitrahana volamena ” an'ireo mpianatra mendrika tamin'ny 1 Jolay :
Ни в какой работе нет ничего зазорного. Лучше быть уборщицей или дворником, чем вором-министром, который ставит себя выше других. Никогда не стесняйтесь ни одной работы. Любая работа — большая честь.
Tsy misy mahamenatra na inona na inona asa atao. Aleo manao mpanampy an-trano na mpiambin-tanàna toy izay minisitra mpangalatra mihevitra ny tenany ho ambony noho ny hafa. Aza misalasala rehefa misy ny asa. Voninahitra lehibe ny asa rehetra.
8.Anjaran'i Kazakhstan indray izao
Vita ve? Tapitra?
Nihevitra ilay mpisera Facebook Kazakh Rinat Balgybayev fa mbola tsy tapitra ny fifandirana:
Теперь кто-то из наших должен ответить президенту Кыргызстана что быть министром-вором вообще не зазорно
Mila ny iray amin'ny solontenantsika hamaly ny filoha Kyrgyz fa tsy misy mahamenatra ihany koa ny maha minisitra mpangalatra …
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...