Tantara tamin'ny 05 Jolay 2016
Tsy Mitsahatra Ny Adin'ny ‘Fanadiovana Kabone’ Eo Amin'ny Kyrgyzstan Sy Kazakhstan
"Eny ,mety hoe kabone no diovinay, kanefa asa madio izany . Tsy mivarotra ny tenanay izahay . Mamelona ny fianakavianay izahay amin'izany ary mandray anjara indrindra amin'ny toe-karen'ny Kyrgyzstan"
Araka ny Filazan'ny Indiana, Tamin'ny taona 1947 No Nitranga Ny Tena Brexit (Fialàn'ny Britanika)
Mety hisy fiantraikany goavana eo amin'ny toekarena, varotra sy politika manerantany ny Brexit -- saingy manana ny fomba fijeriny manokana momba ny fanapahan-kevitr'i UK hiala amin'ny Vondrona Eoropeana i India.
Miharatsy Ny Fanilikilihana Any Am-pianarana Ao California Hoy Ireo Zanaky ny Mpitsoa-ponenana
Miezaka ny hampitony ny fanilikilihana eo amin'ireo mpianatra tanora mpifindra monina ny fandaharana iray aorian'ny fotoam-pianarana ao an-tanànan'i San Diego.