Tantara tamin'ny 02 Jolay 2016
Solika Manandanja Hitan'ny ExxonMobil Eny An-dranomasin'i Goiana, Miteraka Fanontaniana Momba Ny Hoavin'ny Firenena
"Antenaiko fa ho fantatry ny governemanta eto Goiana ny hoe mety hisy fiantraikany ratsy na tsara ho an'i Goiana io, arakaraky ny fomba hitondrany azy."
Tafiditra Anaty Tantara Ratsy Saro-bahana Ny Mpiandraikitra Ny Zon'ny Ankizy Ao Rosia

Teny kely mampiseho fihetsika tsy miraharaha taorian'ny loza an-tsambo nahazo ireo mpianatra sy mpampianatra nitarika ny fialàn'ny mpiandraikitra ny zon'ny ankizy ao Rosia.
Miaka-peo Manohitra Ny Lalàna Henjana “Miady Amin'ny Fampihorohoroana” Ny Orinasa Sy Ireo Mpikatroka Rosiana

Mandrahona ny fiainana manokana sy ny tsy fitononana anarana eo amin'ireo mpiserasera Rosiana ny volavolan-dalàna vaovao miady amin'ny fampihorohoroana amin'ny alalan'ny fanasaziana ny fifandraisana voaaro sy ny fanamafisana orina ireo fepetra fanarahamaso efa misy.
Thai Mpikatroka Mafana Fo Mampiasa Kilalao, Balaonina Sy Saribakoly Hanentanana Momba Ny Demaokrasia
Mbola voaràra foana ny hetsipanoherana ao Thailand, izay mbola ny tafika no eo amin'ny fitondràna, saingy moa hisambotra ireo 'kilalao' sy 'sarbakoly' manao hetsipanoherana va re ny manampahefana?
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Brexit, Brexit Eny Rehetra Eny
Amin'ity herinandro ity izahay hitondra anao ho any Brezila, Rosia ary Tanzania.
Nahoana No Mifananihany Amin'ny Resaka Mananasy Ny Mpiserasera Eto Madagasikara
Tsy nampoizina ny fielezan'ny fahatafintohinan'ny mananasy teto Madagasikara.
Mpanampy Mpitsabo, Mpivarotra Hani-masaka, Moto-taxi Ary Reny Faharetana : Fatoumata Diaby No Mariky Ny Fikirizana Te-Ho Tafita Ao Mali
Tafa niarahana tamin'i Fatoumata notontosain'i Boukary Konaté ho an'ny Global Voices