Tantara tamin'ny 01 Jolay 2016
Brezilianina Mpitendry Mozika Nametraka Orkestra Hanoherana Ny Fanjakana Tetezamita Ao Brezila
Ny "Carmina Burana" an'ilay Alemana efa nodimandry, mpamoron-kira, Carl Off, dia novaina ho lasa hira "Fora Temer" (Mialà Temer ), ho fanoherana ny fanjakana tetezamitan'i Michel Temer.
‘Ao Tsara Bakou'?: Nametraka Mafy Ny Tsy Fitoviana Tao amin'ny Sezan'ny Mpamily Ilay Fandalovana Miseran'ny F1 Tao Azerbaijan
"Raha ireo mpandoa hetra no mandoa ny vola lany amin'io ny farany, olompirenena roa mahazo vahana kosa tena lasa nanankarena be tamin'ireo kilalao ireo: ireo zanakavavin'ny filoha."
Natiora, Maha Olona, Ary Zavatra Hafa ianaranao Amin'ny Fanaovana Horonantsary Famakafakàna Any Meksika, Eo Imoron'ny Reniranon'i Usumacinta
Vehivavy Espaniola, mpanao horonantsary famakafakàna, nanaraka ny tantaran'ireo mpikambana roa tao amin'ny vondrom-piarahamonin'i El Remolino, izay ahitàna làlana manokana, ady amin'ny natiora, ary fifikirana amin'ny maha-izy azy ara-pananahana.