Tantara tamin'ny 24 Jona 2016
Eo Amintsika Ny Fiteny: Andiany Fahatelo Amin'ny “Müpüley Tain Mapudungun”
Amin'ny tapany fahatelo amin'ny tetikasa “Müpüley Tain Mapudungun” (Misavoana Ambony ny Mapudungun Anay), mandinika ny aminn'y fijoroan'ny fiteny ao amin'ny fiainana andavanandron'ny tanànan'i Buenos Aires ny mpandray anjaran'ny atrikasa.
Fanentanana An-Tserasera Ho Fikarohana Ireo Mpanoratra Tononkalo Tany Am-ponja Tsy Fanta-Tompo Nandritra Ny Fitondrana Jadona Tany Arzantina
"ho an'ny ankizy rehetra izay miandry/ny fiposahan'ny masoandro/ho anareo rehetra miroso hatrany isika"
Afaka Fotoana Fohy, Azo Jerena Maimaim-poana Amin'ny Aterineto Ilay Fanadihadiana ‘Humano’ Fankalazana Ny Fetiben'ny Masoandro Fanaon'ny Incas
Manjohy ny fikatsahan'ny tovolahy iray hitady ny valim-panontaniana momba ny toe-piainan'ny olombelona any Andes Peroviana ny " Humano ".
Mpanao Gazety Rosiana Milaza Amin'ny Lehilahy Iray Hiasa Mafy, Raha Tsy Afaka Mandeha Vakansy
Manana mpanjohy efa ho 13000 i Petr Zamkovoi, kanefa mbola mahita fotoana hampianarana azy momba ny asa mafy sy ny famelomana fianakaviana ihany ilay mpanao gazety Vladimir Soloviev.
Takon'ny Rahon'ny Fitombon'ny Fihazàna Antsokosoko Ny Ezaka Ho Fiarovana Ny Tigra Any Nepal
"Raha voaaro ny tigra, ho voaaro ny ala, ny ala voaaro no hiaro ny tigra. Noho izany, arovy amin'ny fiarovana ny tigra sy ny ala ny olona eto amin'ity planeta ity. "