Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

23 Jona 2016

Tantara tamin'ny 23 Jona 2016

Tena Tsy Resy Lahatra Amin'ilay Hevitra Fitsangatsanganana Soca An-dRanomasina Soca avy amin'ny Ministeran'ny Fizahantany Ny Olona Sasany Ao Trinite Sy Tobago

"Sambon'Adala" no niantsoan'ny mpampiasa Facebook iray ilay drafitra, raha ny iray hafa nanontany tena hoe, "ahazoana tombony ny fampiasam-bola. Inona no soa azo avy amin'io?"

Pôrtôrikàna No Ankamaroan'ireo Namoy Ny Ainy Tamin'ilay Vonomoka Tao Orlando

Misaona ny famoizana ireo hava-malalany maty tany amin'ny iray amin'ireo toerana malaza falehan'ny Pôrtôrikàna mifindra monina any Etazonia hikatsaka fiainana tsara kokoa ry zareo Pôrtôrikàna

Fihetsiketsehana Manerantany Mitaky Ny Rariny Ho an'ny Mpikatroka Angoley Nogadraina Herintaona Lasa Izay

"Satria mila ny rehetra te hanampy hanorina Angola tsara kokoa ho afaka hanao izany izahay, satria tsy ady ny fihetsiketsehana,..." fihetsiketsehana fitakiana ny famotsorana ireo gadra politika.

Mihitsoka Ao Gresy Ireo Mpisoa-ponenana Silamo, Mijanona Ao Mandritra Ny Ramadany

Manao ezaka amin'ny fanohanana ireo mpitsoa-ponenana Silamo mandritra ny Ramadany ny governemanta Grika, saingy misy ireo malahelo noho ny tsy fahafahan'izy ireo mankalaza ny fety miaraka amin'ny fianakaviana sy namana.