Tantara tamin'ny 20 Jona 2016
Tranonkala Malaza Momba Ny Fanatanjahantena Tao Ozbekistàna; Nikatona Taorian'ny Resabe Teo Amin'ireo Mpankafy

"“Ny baolina kitra sy ny fandraharahan'ny show-biz no hany sehatra amelàna sy andeferana ny fanakianana. Ary ankehitriny, na eto aza, efa atombok'izy ireo ny fanakendàna ny feon'ny olona."
Hanao Hetsika Ho Amin'ny “Zo Hanam-Panantenana” Ny Mozambikana
Nampitondraina ny anarana “Ho amin'ny zo hanam-panantenana”, manomana fihetsiketsehana milamina ny vondrom-piarahamonim-pirenena, hanoherana ny tsy fahaizan'ny mpitondra mamaha ny olana.
Fampiratiana Sary Iombonana Eo Amin'ny Gresy sy Tiorkia Mampifanakaiky Azy Ireo Kokoa
Mino izy ireo fa ny filaminana sy ny finamanana no fomba tsara indrindra handresena ny olana ary ny kanto indrindra ny sary no fitaovana mampifanakaiky kokoa ny olona.