Tantara tamin'ny 15 Jona 2016
Tsy Mety Amin'ireo Vehivavy Pakistane Ny Faneken'ny Filankevitra Silamo Ny Herisetra ‘Maivana’ Ao An-tokatrano
Eo an'ivon'ny fahafaham-baràka nasionaly ny Filankevitry ny Fotokevitra Silamo ao Pakistàna, noho ilay tolodalàna natolony, izay manao ho ara-dalàna ny herisetra “malefaka” ao an-tokatrano.
Manampy Ireo Mpitsoaponenana Any Eorôpa Hahazo Aterineto
"Laharampahamehana ho an'ireo mpitsoaponenana vao tonga ka te-hampahafantatra ireo olon-tiany fa salama tsara izy ireo, ny fifandraisana amin'ny fianakaviana."
Ankehitriny , Mampitandrina Ireo Mpamaky Mikasika Ireo Tambajotranà Fahitalavitra Rosiana Ireo Gazety An-tsoratra Rosiana
Nanao valinkafatra fampitandremana ireo mpamakiny ny gazety an-tsoratra ao amin'ireo faritr'i Rosia, lasibatra taminà tatitra fanadihadiana manàla baràka tao aminà tambajotra fahitalavitra mpanohana ny Kremlin.
Mahazo Sehatra Ao Amin'ny Media Sosialy Afgàna Ny Teoriàn'ny Teti-dratsy
"Amerika no renin'ny Daesh [ISIS] sy reniben'ny Taliban. Manohana ny Daesh amin'ny fanomezana dolara izy. Manohana ny Taliban amin'ny fanomezana Ropia Pakistaney izy.."
Nahitana Fitaovana Mampiahiahy Tao Amin'ny Biraon'ny Mpandini-dRaharaham-Pirenena Hongroà Iray Ka Nahatonga Ahiahy Fitsikilovan'ny Fanjakana
Nosavaina ny biraon'ny Ekint taorian'ny nilazan'ny lehiben'ny biraon'ny Praiminisitra fa manodikodina ny politikan'ny fifindra-monin'ny firenena amin'ny alalan'ny fikambanana naoriny ilay mpandraharaha Hongroà-Amerikana George Soros.
Inona No Afaka Ataon'i Shina Mba Hanajanonana Ilay “Areti-mifindran'ny” Famonoantena Eny Anvon'ireo Mpiasan'ny Governemanta?
Ny sasany milaza fa ilaina ny fepetra hentitra kokoa hiadiana amin'ny kolikoly. Ireo hafa indray mieritreritra fa hanova zavatra ny fahaleovantenan'ny fitsaràna.