Tantara tamin'ny 10 Jona 2016
Tanzania : Lehilahy Iray Mety Higadra Telo Taona Noho Ny “Faniratsiràna” Ny Filoha Tao Amin'ny Facebook
Nitontona tamin'ny voalazan'ny lalàna mifehy ny heloka atao amin'ny alàlan'ny aterineto nolaniana tamin'ny 2015, izay ilazàn'ireo mpanohitra fa manome fahefana be loatra -- tsy misy fanarahamaso-- ireo mpitandro filaminana ilay raharaha.
Bilaogera Rosiana Nosamborina Rehefa Nanampy Mpanao Gazety Amerikana Nanao Tatitra Resaka Fananana Mifaka Olaimpika Tao Sochi
Nosamborina raha mbola teo amperinasa niaraka tamin'ny ekipa mpilalao sarimihetsika HBO i Aleksandr Valov ,bilaogera sady mpanao gazety Rosiana no tonian-dahatsoratry ny tranonkala BlogSochi
Ifantohana Indray Ny Fankahalana Afrikana Ao India Taorian'ny Daroka Nahafatesana Lehilahy Kongoley Iray
Lazao izany fa "tia anao i India," amin'ny silamo, Dalits, Afrikana, laika ... dia mandehana miverina mandaka azy ireo amin'ny tavany?
Vondrona Mpianatra ao Japana Manao Izay Mampahafinaritra Ny Fanaovana Hetsi-Panoherana
Misy ny fomba fijery amin'ny endrika ratsy an'ireo mpanao hetsi-panoherana ao Japana, kanefa nanova izany ny vondrona mpianatra iray.
Trondro Aman-taonina No Maty Tamin'ny Fomba Hafahafa Tao Vietnam. Anisan'izany Ny Trozona
Tao anatin'ny roa volana, trondro aman-taonina no hita faty tao amoron-dranomasina ao afovoan'i Vietnam. Ary trozona fito ihany koa.
Fiainan'i Tião, Mpivarotra Hot-Dog Eny An-Dalamben'i São Paulo
Raha hisakafo ao Sao Paulo, mandehana mijery ny "cachorro-quente" an'ireo "restolanches (trano fisakafoanana lanches" eny an-dalambe.