Tantara tamin'ny 08 Jona 2016
Hanaovana Topimaso Mahafinaritra An'i Nepal-n'ny Taonjato Faha 20, Jereo Ny ‘Nepal in Pix’ (Nepal An-tsary) Ao Amin'ny Twitter
Fanadinan'ireo mpianatra ny taona 1970, rongony ara-dalàna ny taona 1960, ary fihazàn'ny mpanjaka ary ireo mpitondra nisy teo amin'ny manodidina ny taonjato faha 20, samy miseho ao amin'ireo sarin'ny Nepal in Pix daholo.
Andiany Voalohany Amin'ny Fetibe (FABY) Iraisan'ireo Afrikana Mpanoratra Bilaogy Sy Mpikirakira Youtube Ao Dakar, Senegaly
Nampiranty ny talentany sy ny fahaizamanaony nandritry ny andro roa ireo andianà bilaogera sy mpikirakira Youtube 36 avy aty Afrika, niaraka tamin'ireo mpisehatra erantany nofantenana avy amin'ny tontolo dizitaly Afrikàna
Tsy Misy Azafady, Saingy Amin'ny Lafiny Tsara No Ijeren'ny Japoney Maro Ny Fitsidihan'i Obama An'i Hiroshima
Na dia eo aza ireo fitarainana, Japoney maro no nankasitraka ny fitsidihan'ny Filoha Obama an'i Hiroshima tamin'ny 27 May 2016.
Mahatsiaro An'i Muhammad Ali Tamin'ny Lalao Ady Totohondry ‘Thrilla In Manila’ Ny Filipiana
"Nitarika ny maro manerana izao tontolo izao hanome voninahitra ilay olomangan'ny ady totohondry ny vaovao nahafatesan'i Muhammad Ali. Tao Filipina, nizara ny fahatsiarovan'izy ireo tamin'ny lalao ady totohondry ‘Thrilla in Manila’ teo amin'i Ali sy Joe Frazier ireo Filipiana mpankafy fanatanjahantena."
Fitoerana Masina las Lajas, Ilay “Fiangonana Tsara Tarehy Indrindra Eto Ambonin'ny Tany” : Ireo Tantara Mahasondriana
Mahazo fitsidihan'olona sy andrenesana tantara mahavariana ao Kolombia ny bazilikan'ny "Notre Dame" de las Lajas ankoatra ny hakanton'ny tempoly.
Gineana Maromaro Miantso Ny Fialan'ny Filohan'ny Repoblika
Nisy vondron'olompirenena nanangana fanangona-tsonia an-tserasera mba hanesorana amin'ny asany ny Filohan'ny Repoblikan'i Ginea-Bissau, José Mário Vaz, noho ny fiheverana fa izy no fototra miteraka ny savorovoro politika andalovan'i Ginea-Bissau.