Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

05 Jona 2016

Tantara tamin'ny 05 Jona 2016

Nanjavona ilay Keniàna Blaogera Sady Mpaka Sary

Talohan'ny nanjavonany, nanoratra tao amin'ny pejy Facebook-ny izy mikasika ny fomba naharava ny asany sy ny antom-pivelomany noho ny fisamborana azy sy ny fametahana marika taminy ho 'ahiahiana amin'ny asa fampihorohoroana'

Nilaza Ny Arsevekan'i Sypra Fa ‘Afa-po’ Tamin'ny Fandresen'ny Antoko Ankavanana Tamin'ny Fifidianana

"Afa-po ve ianao fa tsy miampanga ny Nazisma izy ireo? Afa-po amin'ny swastikas ve ianao? Amin'ny vokovoko Nazi? Amin'ireo rehetra nandefa ny vahoaka an-tapitrisany ho may ao anaty lafaoro, ny heloka bevava goavana indrindra nataon'ny olombelona?"

Trinidad Sy Tobago: Miverina Mandinika Ny Lalànan'ny Fanambadiana Taorian'ny Tosika Hanekena Fa Fanararaotana Ny Fanambadian'Ankizy

Fiarahamonina iray ahitana fifanoheran-kevitra i Trinidad sy Tobago: nekena vao tsy ela akory ho 16 hatramin'ny 18 taona ny taona ara-dalàna ahazoana miditra eo amin'ny sehatry ny firaisana ara-nofo, na misy lalàna iray hafa momba ny fanambadiana milaza zavatra hafa mihitsy aza.

Nanokatra Ady Hevitra Momba Ny Ady Ara-kolontsaina Ny Fanafihana Tao Amin'ny Trano Fisakafoanana Tsy Mihinan-kena Iray Ao Zeorzia

"Niteraka fanehoan-kevitra marobe tao amin'ny media sosialy ny fanafihana tao amin'ny Kiwi Café – manomboka amin'ny fahatezerana hatramin'ny sangisangy izany."

Namoaka Sary Tao Amin'ny Twitter Ny Japoney Mba Hanaporofona Fa Monina Any Ankodahoda Ry Zareo

Manomboka amin'ny takelaby fiampitan'ny foza hatramin'ny akoholahy an'ala mivoaka ny tanàna, mampiseho ny fiainana ao ambanivohitra Japoney izany.