Nolazain'ny BBC Fa Ny ‘Orinasa Rosiana Mpandoto Resaka’ No Manao Hosoka Lahatsary Mampiseho Miaramilan'i Etazonia Iray Mitifitra Korany
Tahaka ny mampiseho lehilahy manao fitafy miaramilan'i Etazonia manao tifitra in-telo amin'ny dika petaky ny Korany ny lahatsary. Nivoaka tamin'ny Septambra 2015 izy io ary niteraka fahalianana tsy mahazatra tao Rosia, niteraka tsikera mamaivay avy amin'ny fiarahamonina miozolomana ao amin'ny firenena. Araka ny tatitry ny famotopotorana nataon'ny servisin'ny BBC amin'ny teny rosiana, dia tao amin'ny Orinasa mpandoto resaka na “troll factory” tao St. Petersburg, Agency for Internet Studies [Sampam-pikarohana an'Aterneto] no tena nakana ny lahatsary.
Tao amin'ny lahatsary mampiady hevitra, lehilahy iray matroka volon-koditra mitafy fanamian'ny miaramilan'i Etazonia no mitsapa basilava iray mamahan-tena vita Rosiana Saiga 401K tamin'ny alalan'ny fitifirana im-polo tamin'ny boky iray voasoratra amin'ny teny Arabo, mitovitovy amin'ny Korany. Raha bala telo monja no nahavoa ny lasibatra, dia nampiasa teny vetaveta amin'ny firoky tsy Amerikana mihitsy no niteny fa tsy mety ilay fitaovam-piadiana. Ny lahatsary, izay ahitana dikantsoratra diso fitsipi-pitenenana, no namehy tamin'ny fanambarana hoe, “Ity anankiray ity no manaporofo fa ny fitaovam-piadiana Amerikana ihany no tsara indrindra [sic].”
Ny andro nivoahan'ny lahatsary tao amin'ny YouTube ihany dia nisy nizara tao amin'ny National Gun Forum, izay mampiatrano ny “fifanakalozan-kevitry ny manam-pireharehana ho tompom-basy” ny lahatsary. Ao indray dia ny mpisera antsoina hoe “Derr86” no nilaza taminy fa ny namany no niezaka nandresy lahatra azy tsy hividy Saiga 410K satria “sombim-piringa” fotsiny iny. Derr86 niteny fa ny namany “Iza aloha no ao amin'ny “marine” raha miresaka ihany, Oorah!” ihany koa no nandefa ho azy ny lahatsary YouTube manasongadina ilay lehilahy mitafy fitafiana miaramilan'i Etazonia mitsapa ilay basilava amin'ilay boky amin'ny teny arabo. Vao folo andro no nisoratan'i Derr86 anarana tao amin'ny forum ary tsy navitrika intsony izy avy eo.
Tahaka ny tsy misy mahatsikaritra (na miraharaha) ao amin'ny forum fa ilay lehilahy ao amin'ny lahatsary, dia manao ny fanamiana miaramilan'i Etazonia fiafenana any amin'ny teny hay fahita any amin'ny trano manokana fivarotana ireny fomba fitafiana ireny. Nanamarika ihany koa ny BBC fa tsy satrobin'ny miaramilan'i Etazonia no isatrohan'ilay lehilahy fa “Ops-Core FAST Base Jump helmet”. (Misy soratra aza eo amin'ny satroby hoe “INFIDEL STRONG.”) Ny kaonty YouTube namoaka ny lahatsary dia misoratra amin'ny anarana tsy mahazatra hoe “Mayaese Johnson,” izay hita ao amin'ny Google Plus ho mpiasa amin'ny lisea iray ao Moskoa.
Any an-toerankafa ao amin'ny Google Plus, mitatitra ny BBC, fa tokotokony ho 50 ny kaonty hafa manana fanombohan'anarana “Mayaese,” ary maro amin'ireo olona ireo ihany koa no milaza fa miasao ao amin'ny lisea ao Moskoa ry zareo. Foana tsy misy an inona na inona ny kaonty Google Plus an-dry zareo, (tahaka ny) natsangana hanampy “likes” (sitraka) amin'ny lahatsary ao amin'ny YouTube, hoy ny tombatomban'ny BBC.
Tamin'ny 11 Septambra 2015, mbola maro ny sary avy amin'ny lahatsary no nivoaka tao amin'ny kaonty Twitter an'olon-tsy fantatra @ComradZampolit (izay manana mpanjohy mihoatra ny 33.000), ary avy eo tamin'ny kaontin'olona hafa malaza kokoa, @NovostiSPb (izay manana mpanjohy mihoatra ny 81.000). Samy miteny ireo kaonty ireo fa nitifitra tao amin'ny Korany ilay miaramila, na dia tsy mametraka izany mazava mihitsy aza ny lahatsary.
Нашел видео, где американец простреливает Коран.
Неужели, #Слёзы911 не научили, что нельзя играть с исламом? pic.twitter.com/jEihDNxwTL— Замполит (@ComradZampolit) September 11, 2015
Nahita lahatsary ahitana Amerikana nitifitra Korany. Tsy nampianatra azy ireo ve ny ranomason'ny 9/11-ndry zareo fa tsy azo atao ny misangisangy amin'ny Islamo?
Matetika ny kaonty Twitter an'ny NovostiSPb no mizara rohy avy amin'ny sampam-baovao tahaka ny Nevskie Novosti, izay taterin'ny gazety sy aporitsaky ny mpijirika an-tserasera ho natsangan'ny olona manana fifandrohizana amin'ilay mpandraharaha Evgeny Prigozhin, izay heverina ho nanokatra ny Orinasa mpandoto resaka na “troll factory” tao St. Petersburg izay antsoina hoe Agency for Internet Studies [Sampam-pikarohana an'Aterneto]. Tao anatin'ny ora vitsivitsy taorian'ny nanairan'ireo kaonty Twitter ireo tamin'ny alalan'ny lahatsary, dia nizara azy ihany koa ny vondrom-piarahamonina ao amin'ny Facebook sy ny Vkontakte.
Telo andro taty aoriana ilay lahatsary no nanomboka nipoitra ao amin'ny forums “malaza amin'ireo orinasa mpandoto resaka,” hoy ny BBC, manondro ireo tranonkala tahaka ny Maxpark, Dirty.ru, ary YaPlakal, sy tao amin'ny sampam-baovao pro-Kremlin sasantsasany, tahaka ny Politonline.ru.
Ny sehatra fampitam-baovao voalohany nanaitra ny fifantohana hijery ilay lahatsary, araka ny nolazain'ny BBC, dia tranonkala iray nantsoina hoe Vaovaom-Bahoaka, izay misoratra anarana ao amin'ny laharan-trano 55 Lalana Savushkina ao St. Petersburg—mitovy adiresy amin'ny Agency for Internet Studies [Sampam-pikarohana an'Aterneto], ilay “troll factory” [Orinasa Mpandoto Resaka] miorina ao Rosia. Araka ny nolazain'ny loharanom-baovaon'ny BBC, mampanofa lohamilina virtoaly maromaro ny sampam-pikarohana hanafenana ny zavatra ataony an-tserasera. Milaza ny BBC fa manana ny lisitry ny adiresy IP ampiasain'ny sampam-pikarohana, ary tsikaritra fa ny adiresy IP voalohany ao amin'ny lisitra, di anampiasaina hampiroboroboana ilay lahatsarin'ny mpitifitra Korany ao amin'ny forum miorina ao Saratov.
Niteny aza ny BBC fa nahita lehilahy mitovitovy amin'ilay lehilahy mpitana basy tao amin'ny lahatsary, nahita ny sariny tamin'ny karoka tao amin'ny Instagram amin'ny sary voafangitra ara-jeografika manakaiky ny laharan-trano 55 Lalana Savushkina. Nilaza ireo Britanika mpanao gazety fa ilay lehilahy, izay manao ny asan'ny mpitana bara ao St. Petersburg, dia minamana amin'ny vehivavy iray izay fantatra fa miasa amin'n'ny “orinasa mpandoto resaka.”
Tsy nety niresaka tamin'ny BBC izy sy izay rehetra noheverina ho miasa ho an'ireo mpandoto rano [resaka].
Atombohy ny resaka

Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 21 Lahatsoratra
- Desambra 2020 44 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...