Tantara tamin'ny 05 Mey 2016
Dimy Taona Lasa Izay, Noravaravain'ny Tsunami i Japan, Manao Jery Todika Ny Mpanatontosa Sarimihetsika Iray Ankehitriny
Namokatra lahatsarim-panadihadiana maharitra ora iray miresaka ny tolona isan'andro ataon'ny mponina amin'ny tanàna kely iray hanorina ny tanànany indray taorian'ny fandravaravana nataon'ny Tsinami an'i Japan tamin'ny 11 Marsa 2011 ilay Kanadiana mpanatontosa filma antsoina hoe Estelle Herbert.
Miantso Ny Fiarovana Ireo Mpiaro Ny Tontolo Iainana Eny Ifotony Ao Kambodza Ny Tambajotra “Tsy Mila Iray Fanampiny”
"Asa manan-danja indrindra azon'ny tsirairay atao ny fiarovana ny tontolo iainana, ka tsy tokony ho anisan'ireo mampidi-doza."
May i Aleppo: Ovay Ho Mena Ny Sarinao Amin'ny Media Sosialy Ho Firaisankina.
"Voafafa ao anaty sarintany" i Aleppo araka ny vakianao amin'ireo andalana ireo. An-jatony ireo namoy ny ainy tao anatin'izay andro vitsy izay ka miantso izao tontolo izao ny mpikatroka mba hijery ny manjoa azy ireo.
Mamelona Tahotra Ny Fitsikilovan'ny Governemanta Ny ‘Resaka Firaisana Ara-nofo’ Tao Zeorzia Navoakan'ny Wikileaks
“Afaka ampiasaina hanenjehana anao ny zavatra rehetra ataonao ao anaty efitrano fandrianao!”