Tantara tamin'ny 04 Mey 2016
Inona Ilay Afrika Tadiavintsika? Ilay Feno Fanambinana, Tafaray sy Mety, Ho an'ny Mpiainga
"I Afrika Tadiavintsika dia ilay manana firaisankina sy mandala ny firahalahiana sy firahavaviana sy ny hatsarana, Firaisana fa tsy fitoviambika. Ary ampatanjahana ao ny fahamaroan'ny feo"
Miady Amin'ny Tahotra Sy Ny Famoizam-po Migadra An-Trano Manokana Ao Makedonia
Notanana tamin'ny trano ambenana manokana ao Makedonia ilay tovolahy mpianatra lalàna 19 taona, nanazava ny antony mahatonga ireo mpanao fihetsiketsehana an'arivony tahaka azy leo ireo mpitarika ao amin'ny firenena izy.
Afaka Tamin'ny Andron'ny Fahalalahan-Gazety Manerantany Ilay Iraniana Mpanao Sariitatra Atena Farghadani
Andron'ny 3 Mey 3, izany hoe tao anatin'ny Andron'ny Fahalalahan-Gazety Manerantany Indrindra, navotsotra avy tao amin'ny fonjan'i Evin ilay Iraniana mpanao sariitatra Atena Farghadani.
Na Eo Aza Ny Fomban-drazana Sy Ny Dinam-piarahamonina, Mitàna Ny Ejiptiana Eo Amin'ny Sehatra Fandihizana Ny Salsa
Minoa na tsia, fa manana iraisana kokoa noho ny zavakanto sy kolontsaina tranainy sy ny fananganana piramida i Amerika Latina sy i Ejipta.
Martsa 2016, Manamarika Ny Fotoam-panovàna Sy Hatezerana Ho An'ny Fahitalavitra Japone
Ampiasain'ireo Japone mpanao fandaharana efa hiala ireo fotoana sisa nahafahany niseho mba hanasongadinana ny jadona tsikelikely ataon'ny governemanta Japone amin'ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety.