Lolofotsy Avy Any Nepal Mizara Hafatra Fanantenana Sy Fiovàna Sosialy Manerana Ny Tany

Zazalahy iray mijery avy eo ambony fiarabe iray efa tsy ampiasaina intsony napetraka miaraka amin'ireo lolofotsy. Sary avy amin'ny pejy Facebook-n'ny tetikasa White Butterfly (Lolofotsy). Nahazoana alàlana.
Midika fandriampahalemana ny fotsy ary ireo lolofotsy avy any Nepal ireo dia mizara ny elany manerana izao tontolo izao, mitondra hafatra fandriampahalemana, fanantenana ary fiovàna sosialy eny amin'izay rehetra anidinany.
Ny nanombohan'izany rehetra izany dia fony ilay Nepaley artista, Milan Rai, namela ireo lolofotsy handeha teny an-dalamben'i Kathmandu, mazàna tamin'ireo toerana efa antitra be, nolazoin'ny taona ary adino ny fisiany, toy ireo fotokazo, nefa koa eny aminì'ireo arabe be mpandalo sy toerana manana ny lazany.
Araka ny voalazan'ny Rai, ireo lolofotsy, ho toy ny mariky ny fiofoana, dia mampiseho fiovàna sy fanantenana.
Lazain'ny Rai fa nandona azy ilay hevitra hametrahana ireo taokanto rehefa injay ka lolofotsy tena izy no nipetraka teo amin'ny borosy fandokoany raha ilay izy mbola teo ampikasàna ny hanatontosa tetikasan-javakanto sarotsarotra kokoa iny.
Nanomboka teo araka izany ny dian'ireo lolofotsiny manokana.
Ireo taratasy notapatapahana ho lasa toy ny voary no nampahatsiahy fihetsehampo sy fiarahamiory lalina tamin'ny tolon'i Rai avy any anatin'ireo mpitsidika ireo seho samihafa napetrany.
Tsy ela akory izay, nametraka lolofotsy 9.000 izy tao amin'ny faritry ny Tempoly Kalmochan ao Kathmandu ho fahatsiarovana ireo olona manodidina ny 9.000 matin'ilay horohorontany tamin'ny Aprily tamin'ny herintaona.
Rava tanteraka tamin'ilay horohorontany ilay tempoly.
Vao haingana izy no nametraka ireo lolofotsy tao ambany tetezan'ny Renirano Bagmati ao Kathmandu, nanehoana fanantenana ho an'ny fahafahan'ilay renirano masina tsy ho eo ambony vahohon'ny fahalotoana tsy voafehy.
Tonga niaraka daholo ireo olona avy amn'ny lafim-piainana rehetra mba hanadio ity renirano masina ity ho toy ny ampahany amin'ilay fanentanana misy amin'izao fotona izao ho an'ny tontolo iainana.

Ireo lolofotsy napetaka tao ambanin'ny tetezan'ny Renirano Bagmati. Sary an'ny pejy Facebook-n'ny tetikasa White Butterfly. Nahazoana alàlana
Nahasarika olona maro sy nitondra aingam-panahy manerantany io “fiantraikan'ny lolofotsy” io ary marobe ireo nangataka lolo bebe kokoa avy taminy.
Nanoratra izy tao anatin'ny lahatsorany vao haingana tao anaty Facebook, hoe :
Tonga nitsidika ny efitrano keliko i Verena ary naka lolofotsy 500 hiaraka aminy. Handeha ho any amin'ny vohitra iray antsoina hoe Ghyachchok izy – foibe nipoiran'ilay horohorontany tamin'ny 11-13 Baisakh. Nentiny ho an'ny vondrom-piarahamoniny ireo lolofotsy ireo. Nandray anjara tamin'ny fanelezana lolofotsy 9.000 ihany koa izy ny 6 Aprily teo tany Kalmochan. Avy any Aostralia izy ary miasa manao asan'ny mpitsabo amin'ny alàlan'ny mozika ao aminà hopitalin-jazakely iray.
Mitety ny tany ankehitriny ireo lolofotsy, izay hakàna sary azy ireny be dia be tokoa.
Hita miaraka amin'ny ankizy, ny olondehibe sy ireo zokiolona ary ireo mpikatroka tonga niaraka tao Bruxelles hanavotra kianja iray ireny lolony ireny, ohatra.

Ire lolofotsy tao amin'ny kianja iray tao Bruxelles. Sary an'ny pejy Facebook-n'ny tetikasa White Butterfly. Nahazoana alàlana.
Ary indreto indray ry zareo, ao amin'ny Jackson Height, New York:

Sary an'ny pejy Facebook-n'ny tetikasa White Butterfly. Nahazoana alàlana.

Sary an'ny pejy Facebook-n'ny tetikasa White Butterfly. Nahazoana alàlana.
Nizara ny tantaram-piainany manokana i Rai, izay nivoaka avy aminà sekoly ambony, ao anatin'ny Sarin'ny Artista iray – Milan Rai nakarin'i Shashank Shrestha, mpamokatra sarimihetsika monina ao Kathmandu, ho ao amin'ny Vimeo.
Tsy ela akory izay, nahazo fanasàna avy amin'ny Anjerimanontolo ao Harvard izy, toerana niresahany momba ny tetikasany ary nametrahany ireo mpisehatra malazany tany aminà faritra samihafa tao amin'ity anjerimanontolo malaza ity:
Andro roa lasa izay, nanatrika fihaonana tamin'ireo mpianatra tao amin'ny Sekoly Ambonin'ny Misiona Bodista tao Harvard aho. Traikefa nampihetsi-po tokoa ny mizara ny diako feno famoronana niaraka tamin'ireo profesora sy mpianatra. Tamin'ny ankamaroany dia niresaka momba ny fiovàko manokana aho ary ny fomba nanovàn'ny lolokely iray ny fiainako. Taorian'izay izahay dia nandeha nizara ireo lolofotsy tany amin'ny sampam-pianarana hafa.
#bodisma #miditra ny #vavahadin'ny #fahendrena #fiainana #fandriampahalemana #harvard #fianarana

Sary an'ny pejy Facebook-n'ny tetikasa White Butterfly. Nahazoana alàlana.
Tao amin'ny Facebook, nanampy izy hoe :
Omaly aho no namarana ny fametrahana ity taokanton'ny lolofotsy ity tao amin'ny tranoben'ny CGIS (Center for Government and International Studies) ~ Harvard. Manomboka amin'ny ambany indrindra ilay izy ary tafakatra hatrany amin'ny rihana faha-4.
My view today- had a great time interviewing Nepali artist Milan Rai about his White Butterfly project @HarvardSAI pic.twitter.com/n7g3C6iu1b
— Meghan Smith (@meghansmith55) April 12, 2016
Ny fijeriko androany – nahafinaritra ny nitafa tamin'ilay Nepali mpanakanto, Milan Rai, momba ny tetikasany White Butterfly
Amin'izao androntsika izao, raha mbola mitety izao tontolo izao ambonin'ny elatr'ilay tetikasan-javakantony miely be i Rai, tehiriziny ho an'ireo mpanamory ara-barotra ny sasantsasany amin'ireo teny voatokana feno hamamiana sy fankasitrahana avy aminy :

Sary an'ny pejy Facebook-n'ny tetikasa White Butterfly. Nahazoana alàlana.
Matetika dia ireo mpanamory ara-barotra no miteny hoe , “Misaotra anao niaraka nisidina taminay.” Fa na rahoviana na rahoviana aho no mifanena amin'izy ireny, izaho no miteny, “Misaotra anao niaraka nisidina tamiko.”
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...