Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

19 Avrily 2016

Tantara tamin'ny 19 Avrily 2016

Mitaky ny Fialàn'i Sisi Ny Fihetsiketsehana Ao Ejipta Noho Ny “Famarotana” Nosy Amin'i Arabia Saodita

"Mitombo arivo ny isa ary mihafamafy ny hiaka manao hoe: "Mitaky ny firodanan'ny fitondrana ny olona."

Sary Avy Amin'ny Media Sosialy Mampiseho ny Loza Vokatry Ny Horohorontany Matanjaka tao Kumamoto, Japana

"Niaina tanatin'ny alina sarotra izahay satria nitohy ny horohorontany tao amin'ny tànanan'i Kumamoto."

Amin'ny Volavolan-dalàna Mifehy Ny Heloka Antserasera Ao Brezila, Lasa Miasa Ho ‘Andrimasom-Pokonolona’ Ny Media Sosialy

"Raha misy olona manala baraka mpanao politika ao amin'ny sehatra haino aman-jery sosialy, voatery hanaisotra ny votoaty ao anatin'ny 48 ora farafahaelany ilay sehatra. Raha tsy izany, miara-tompon'andraikitra amin'izany votoaty izany ihany koa ilay orinasa ary tsy maintsy manonitra amin'ilay mpanao politika nalaina baraka. ."

Nanao Fihetsiketsehana Nandritra Ny Andro Maromaro Ny Tanàna Amazoniana Ao Pucallpa, Saingy Tsy Mba Nilaza Momba Izany Ny Fampahalalam-baovao

"Miditra amin'ny andro fahaenina ny fitokonam-paritra ao Pucallpa ary tsy misy na dia vaovao iray momba izany aza amin'ny fandaharana Alahady."