Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

12 Avrily 2016

Tantara tamin'ny 12 Avrily 2016

Nanasonia Fifanarahana Maha-be Adihevitra Handroahana Mpitsoaponenana Mankany Torkia Ny Vondrona Eoropeana

hamerina ireo mitady fialokalofana avy amin'ny zom-pirenena rehetra ankoatra ny Syriana any Torkia ny Vondrona Eoropeana manomboka ny 20 Marsa, ary hanaiky handray Syriana mpialokaloka iray isaky ny misy mpialokaloka [hafa firenena] iray hafa voaroaka

Grand Prix Formule 1 Tao Bahrain Niafara Tamin'ny Loza: Ali Abdul Ghani, 17 Taona, Maty Vokatry Ny Fisamboran'ny Mpitandro Ny Filaminana

Taorian'ireo afomanga, ireo fiara mamirapiratry ny fifaninanana ary ireo fankalazana ny Loka Lehibe Formula 1 tao Bahrain, zazalahy iray 17 taona, Ali Abdul Ghani, no namoy ny ainy.

Australia’s ‘Stop the Clock’ Movement Fights to Keep Foreign Aid From Falling to Historic Lows

Should cuts to foreign aid go ahead in May as planned, Australian aid would dip to its lowest level since records began in 1960. .............Tokony ho nomanina ireo fanapahana fanampiana avy any ivelany amin'ny volana May, fanampiana Aostraliana tokony hirotsaka amin'ireo ambaratonga ratsy indrindra nahazo fanamarihana hatramin'ny taona 1960.

Nosy Sanafir Sy Tiran Mahabe Resaka, “Namidin” i Sissi Filoha Ejiptiana Amin'i Arabia Saodita

Nametraka fitoriana momba io fihetsika io ireo mpisolovava, tamin'ny filazana fa ny fanapahankevitr'i Sisi hamotsotra ireo nosy Sanafir sy Tarin ao amin'ny Ranomasina Mena ireo, tsy nahazoana ny fankatoavan'ny Parlemanta, dia "tsy araka ny lalàm-panorenana."