Tantara tamin'ny 11 Avrily 2016
Mikasa Ny Hampandoa Lamandy Vohikala Noho Ny ‘Fampielezankevitra’ Ho An'ireo Fitaovana Ahafahana Midify i Rosia

Matahotra mafy i Kremlin mikasika ireo fitaovana ahafahana midify, hany ka na ny filazàna ny fisian'ireo fotsiny aza izao lasa tsy ara-dalàna.
Inona No Nosiahan'ny (Tweet) Afrika Tamin'ny Taona 2015
Nizeria, Afrika Atsimo, Ethiopia, Burundi ary Egypta no navitrika indrindra ara-politika tamin'ny resadresaka tamin'ny Twitter.
Fitsidihana 2.0: Mitsidika an'i India Amin'ny Alalan'ny Aterineto
Mafy tsy nisy toy izany ankehitriny ny faniriana handeha sy hijery an'i India, ary manamora izany ho an'ny Indiana sy ny tsy Indiana hitsidihana ilay firenena midadasika ireo bilaogera tsy mitsaha-mitombo miaraka amin'ny fivoarana ara-teknolojia.
Haj Agha No iantsoan-dry Zareo Ahy — Filalaovana Ny Revolisiona Iraniàna
Tantarain'ilay mpamorona lalao, Navid Khonsar, ao anaty lalao iray ny Revolisiona 1979 tao Iràna . "Ny famoronana lalao tahaka izao dia manome vintana hanolorana ny tantara tsy ho toy ny mainty sy fotsy ihany, fa mba asiana larony. "