Tantara tamin'ny 05 Avrily 2016
Praiminisitr'i Polonina Maniry Fandraràna Mafimafy Kokoa Ny Fanalànjaza, Ka Dia Nofenoin'ny Vehivavy Famaritana Mazava Tsara Ny Atao Hoe Fadimbolana Ny Kaontiny Amin'ny Media Sosialy
Tamin-kanihany no namalian'ny olompirenena Poloney ny ezaky ny governemantan'izy ireo hanaraka maso ny vatany. Ny fomba nataon'izy ireo: fanekena tanteraka ny fitsabahan'ny praiminisitra amin'ny fahasalamana ara-pananahan-dry zareo
Izao No Zava-Mitranga Rehefa Mihantsy Andian'Olona Bodista

Ny vehivavin'ny Pussy Riot dia nafahana efa ho roa taona mahery izao, nefa tsy ho ela dia mety hahazo namana ao amin'ny tantaran'ny heloka bevava mamely fivavahana tao Rosia
Hitondra Fahasahiranana Ho An'olona Maro Ao Kazakhstan Ny Facebook
"Niantefan'ny tsikera i Kazakhstan... noho ilay faritan'ireo mpisolovava mpiaro zo ho toy ny onitra tafahoatra momba ny fanalàm-baraka, matetika miantefa any amin'ireo mpanao gazety."
Mampanangona Sary Avy Amin'ny Besinimaro Ny Tantara Mandòdona Nopotehin'ny ISIS Ao Syria Ny #NewPalmyra
Tao anatin'ny herintaona monja dia potika ny toerana arkeôlôjikan'i Palmyra. Nisy tetikasa natsangan'ilay Syriana mpikatroka Bassel Khartabil izay migadra amin'izao fotoana izao te-hamerina amin'ny laoniny indray amin'ny modely 3D ny tanàna fahagola.
Netizen Report: Hiverina Eny Amin'ny Fitsarana Ireo Bilaogera Zone9 Ao Ethiopia

Fianakaviana Sinoa mipatitaka noho ny fifanoheran-javatra nataon'ny antoko, fitsarana ao Maraoka sy Ethiopia hamelezana ireo mpanandrateny, ary ilay Rosiana teknolojista matanjaka dia matanjaka hanangana foibe iray vaovao hanaraha-maso " ny fanafiham-baovao "
Fandefasana Ho An'ny Fitondràna Miaramila Ao Thailand, Midika Fiantsoana Hikomy Sarinà Tsatokaty Mena Ao Amin'ny Facebook

"Mampiseho ny tsy fahaizany mandefitra amin'ireo tsy mitovy hevitra aminy ny fahatahoran'ny fitondrana miaramila Thai an'ilay tsatokaty plastika miloko mena, ka tonga hatrany amin'ny teboka manamarika ny hadalàna tanteraka."