- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Azia Atsimo Atsinanana Avy Amin'ny Mason'ny Vorona? Andramo Ato Ny Hitan'ny Mpanamory Sambondanitra

Sokajy: Azia Atsinanana, Broney, Filipina, Indonezia, Kambodza, Laos, Malezia, Myanmar (Birmania), Singapaoro, Thailandy, Timor Atsinanana, Vietnam, Mediam-bahoaka, Siansa, Teknolojia, Tsidika
Southeast Asian countries and their capital cities [1]

Firenena aziatika sy ny renivohiny. Google Maps.

Tsidiho ny tahiry azon'ny rehetra ampiasaina avy amin'ny National Aeronautics and Space Administration (NASA) dia hahita ny sarin'ireo renivohitra nopihan'ny mpanamory sambondanitra eny ampisidinana an'habakabaka ambonin'ny tany ianao. Ireo sary ireo dia hita ao amin'ny tranonkala [1] “Tetezana fidirana mankao amin'ny Saripikan'ny tany nalain'ny mpanamory sambondanitra.”

Ny renivohitra tsirairay dia manana toerana malaza mampiavaka azy na toeram-pizahantany manintona olona mametraka azy ho tsy manam-paharoa. Vao maika aza miharihary kokoa ny fisongadinana [2] [mg] ara-jeografikan'ireo tanàna maro rehefa jerena avy eny amin'ny lalan'ny zanabolana.

Ny renivohitr'ireo firenena aziatika atsimo atsinanana no anisan'ireo be sary nalaina sady malaza andehanan'ny olona indrindra eto amin'izao tontolo izao. Saingy tahaka ny ahoana moa ny endrik'izy ireo avy eny an-habakabaka? Andeha isika hitety ireo tanàna ireo amin'ny fomba virtoaly avy amin'ireo sary nalain'ny mpanamory sambondanitra ireo :

Chao Praya River runs through Bangkok. Thailand. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [3]

Ny renirano Chao Praya manavatsava an'i Bangkok, Thailandy. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Dili, Timor Sea. Timor-Leste. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [4]

Dili, Ranomasin'i Timor, Timor-Leste. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Bandar Seri Begawan, Brunei. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [5]

Bandar Seri Begawan, Brunei. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Selat Pandan and Sentosa Island. Singapore. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [6]

Nosy Selat Pandan sy Sentosa, Singapaoro. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

The Mekong River runs through Phnom Penh. Cambodia. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [7]

Reniranon'i Mekong manavatsava an'i Phnom Penh, Kambodza. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Rangoon River and Inya Lake in Yangon, Myanmar's largest city. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [8]

Ny renirano Rangoon sy ny farihy Inya ao Yangon, tanàna lehibe indrindra ao Myanmar. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Metro Manila Region. Laguna Lake is also shown at the right side of the satellite image. Philippines. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [9]

Faritra Metro Manila, Philippines. Hita amin'ny ankavanan'ny sarin'ny zanabolana ihany koa ny farihy Laguna. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Red River Delta, Hanoi. Vietnam. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [10]

Vinanin'ny renirano mena, Hanoi, Vietnam. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Sultan Abdul Aziz Shah Airport, Kuala Lumpur. Malaysia. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [11]

Seranam-piaramanidina Sultan Abdul Aziz Shah, Kuala Lumpur, Malaysia. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Vientiane, Laos. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [10]

Vientiane, Laos. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA

Jakarta at night. Indonesia. Image courtesy of the Earth Science and Remote Sensing Unit, NASA Johnson Space Center [12]

Jakarta amin'ny alina, Indonezia. Sary nampindramin'ny vondrona jery lavitra sy siansan'ny tany, Foiben'habakabaka Johnson na NASA