Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

11 Marsa 2016

Tantara tamin'ny 11 Marsa 2016

Nahazo Laza Tamin'ny Diezy Ny Praiminisitr'i Malayzia, Fa Tsy Tamin'ilay Nantenainy

Mifampitady amin'ny fiampangana kolikoly mahazo azy ny Praiminisitra Malayziana Najib Razak ao amin'ny fireneny, saingy voasalotra satro-boninahitra vaovao indray izy amin'ny fanentanana iray amin'ny hashtag [diezy]. Ankoatra izay dia tsy nety nalaza araka ny nantenain'i Najib ny hetsika #RespectMyPM [HajaoNyPMko] tamin'ny 7 Marsa.

Nesorin'ny Marvel Ao Amin'ny ‘Captain America’ Sombin-Tsarimihetsika Vaovao Amin'ny Teny Rosiana Ny Mariky Ny Saina Rosiana

Tao anatin'ny ora vitsy monja, dia voamariky ny mpisera aterineto ny tsy ahitana amin'ny tanàn'ilay miaramila amin'ny voalohany indrindra amin'ny sombin-dahatsary-fampahafantarana ilay marika famantarana rosiana hita ao amin'ny voatra Ôrizinaly.

Nankalazain'i Japana Tamin'ny Alalan'ireo Voninkazo Mimoza Sy Antontan'Isa Mampalahelo Ny Andro Iraisam-Pirenena Ho an'ny Vehivavy

Herinandro tsy hahatongavan'ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy dia namoaka fanadihadiana ny governemanta Japoney fa 30% n'ireo vehivavy miasa no voalaza fa niharan'ny herisetra ara-nofo tao Japana.