Tantara tamin'ny 08 Marsa 2016
Tian'ireo Media Ao Shina Raha Mba Tianao Toy Ny Itiavanao Ny Ankohonanao Ny Fanjakàna
"...noho ny fitiavanao ny rainao, azonao tapahana ny fifandraisanao amin'ny amperora, saingy tsy azonao tapahana ny fifandraisanao amin'ny rainao noho ny fitiavanao ny amperora. Mahatsikaiky tanteraka ilay fomba filaza hoe "fanehoana fankatoavana ny loharano niandohana manoloana ny fanjakana."
Hetsi-Panoherana Voromby Ao Frantsa Sy Angletera Manamarika Indray Ny Tsy Fankatoavana Noho Ny Toetrandro
"Rehefa lò ny rafitra ara-politika ka tsy manao na inona na inona manoloana ny resaka goavana manerantany... dia manana andraikitra ny olompirenena tsirairay hihetsika.. "
Lahatsary Vaovao Anantenana Ny Hamoram-Panahin'ny Thailandey Hanampy Ny Mpitsoa-ponenana Myanmar
"Tsy afaka manova ny zava-niainan'izy ireo taloha isika, saingy miaraka amin'ny Namjai-nao, dia afaka manampy azy ireo mba hanorina hoavy tsara kokoa isika."
Ny Hetsi-panoherana ‘Yerevan Elektirika’ sy ny Haino Aman-jery ao Armenia
"Nanampy tamin'ny fanapariahana ny olana nasongadina tamin'izany ny haino aman-jery. Rehefa ilaina ny mampita hafatra, mitantara izany tsy amim-pisalasalana ny haino aman-jery"
Feo Iray Avy Any Ambava-adin'ny El Niño Ao Kenya
"Azontsika atao ny miantoka ny hihenan'ny taham-pahafatesana ateraky ny hanoanana, tondradrano na izay loza hafa ateraky ny toetrandro, amin'ny fandraisantsika andraikitra eny anivon'ny vondrom-piarahamonintsika. Ndeha hifanome tànana, Ndeha ho ataontsika io…vitantsika io raha mifanome tànana isika"
Fombandrazana Tsy Maty Ao Singapore Ve Ny Filalaovana Baolina Any Amin'ny ‘Void-Deck’? Tsia.
"Vahaolana ratsy io ho anà zavatra iray izay tsy olana akory, no sady fandanindaniana foana ny volan'ny mpandoa hetra. Ampiasainareo indrindra ny volanay mba hanakanana anay tsy hampiasa ireo toerana malalaka azonay ampiasaina, sy efa nampiasainay."