Nitombo Maro Dia Maro Ny Fangataham-Panesoram-Botoaty Nataon'ny Governemanta Rosiana, Hoy Ny Tatitry Ny Twitter

Sary namboarin'i Kevin Rothrock.
Mampiseho ny tatitra mangaraharan'ny twitter farany indrindra fa nitombo 25 avo heny ny isan'ny fangatahan'i Kremlin hanaisotra votoaty tamin'ny tapany faharoan'ny taona 2015 raha oharina amin'ny tatitra tamin'ny vanim-potoana teo aloha.
Araka ny filazan'ny Twitter, nandefa fangatahana 1735 ny governemanta Rosiana sy ny sampana ofisialy hafa, toy ny sampan-draharaha misahana ny fampiharana ny lalàna teo anelanelan'ny volana Jolay ka hatramin'ny Desambra 2015 hanesorana votoaty amin'ny Twitter, in-25 avo heny noho ny tamin'ny tapany voalohan'ny taona 2015 (fangatahana 68), ary in-19 avo heny tamin'ny fotoana mitovy tamin'ny taona 2014 (fangatahana 91).
Tamin'ireo fangatahana an-jatony, enina ihany no niaraka tamin'ny didim-pitsarana. Fangatahana fanesorana 1.729 no tonga mivantana avy amin'ny sampan-draharahan'ny governemanta Rosiana toy ny Roskomnadzor sy ny polisy, tsy nandalo fitsarana. Kaonty Twitter 1.774 no voakitikitika nangataham-panesoram-botoaty. Azo jerena ao amin'ny lahatahiry Lumen ny sasany amin'ireo kopian'ny fangatahana fanesorana votoaty.
Rosia no nitana ny laharana faharoa tamin'ny isan'ny fangatahana fanesoram-botoaty tao anatin'ny enimbolana, ka i Torkia no mitarika amin'ny fangatahana 1.761. Mitatitra ny Twitter fa nohazoniny ny votoaty sasany noho ny fangatahan'ny governemanta Rosiana tamin'ny 5%-n'ny tranga. Ny mihazona votoaty dia midika fa tsy hita amin'ny firenena iray manokana, amin'ny fampiasana ny fitaovam-pihazonana votoaty Twitter ny votoaty amin'ny kaonty na sioka sasantsasany.
We received 1,729 removal requests from the Federal Service for Supervision in the Sphere of Telecom, Information Technologies and Mass Communications (Roskomnadzor) regarding content determined to violate Russian laws, such as Federal Law 149-FZ. We withheld 14 accounts and 82 individual Tweets (pertaining to 74 accounts), which included content reported for promoting suicide and content posted by the controversial group known as Right Sector.
Nahazo fangatahana fanesorana miisa 1.729 avy amin'ny Sampan-dRaharaha Mpanaramaso Federaly eo amin'ny sehatry ny fifandraisana, teknolojian'ny fifandraisana ary ny fampitam-baovaom-bahoaka (Roskomnadzor) iahay eo amin'ny votoaty voafaritra ho manitsakitsaka ny lalàna rosiana, toy ny Lalàna Federaly 149-FZ. kaonty 14 no nohazoninay sy sioka maningatsingana miisa 82 (mahakitika kaonty 74), ka tafiditra ao ny ny votoaty voalaa ho mampiroborobo ny famonian-tena sy ny votoaty navoakan'ny vondrona mampiadihevitra fantatra amin'ny anarana hoe Faribohitra Avaratra.
Nomarihan'ny tatitry ny Twitter fa tamin'ny tranga sasantsasany dia noesorina ny votoaty satria nanitsakitsaka ny fifanarahana amin'ny fampiasana ny Twitter mihitsy: tamin'ny 75%-n'ny tranga izay nohazonina noho ny fitorian'ny manampahefana rosiana, dia noesorina fa “nanitsakitsaka ny politikam-pitondra-tena mihoa-pampana fa manambaka ara-pananahana ny ankizy.”
Nanome ohatra amin'ireo toe-draharaha nanapahany hevitra tsy hihazona votoaty sasantsasany koa ny Twitter na dia teo aa ny fangatahan'ny manampahefana rosiana.
We did not take action on reports of Tweets linking to YouTube videos criticizing the Russian government, including a Tweet from a prominent figure from a Russian opposition party. We also did not take action on reports of content related to the Charlie Hebdo Twitter account, Tweets supporting the band Pussy Riot, or on a Tweet citing a book criticizing Lenin and Stalin.
Tsy nanao na inona na inona izahay tamin'ireo sioka mifandrohy amin'ny YouTube mitsikera ny governemanta rosiana, ka tafiditra amin'izany ny sioka avy amin'ny olona manandaza iray amin'ny antoko rosiana ao amin'ny fanoherana. Tsy nanao na inona na inona koa izahay tamin'ny tatitra mifandraika tamin'ny kaonty Twitter an'i Charlie Hebdo tamin'ny sioka nanohana ny tarika Pussy Riot, na tamin'ny sioka manonona boky iray mitsikera an'i Lenin na Stalin.
Ankoatra izany, notaterin'ny Twitter fa nandritra ny tapany faharoa tamin'ny taona 2015, dia nahazo fangataham-baovao avy ao Kremlin momba ireo kaonty Twitter an'olona manokana miisa 87 ry zareo saingy nandà ts hamoaka momba ireo tranga rehetra ireo. Io isa (fangataham-baovao 82) io dia niakatra raha oharina tamin'ny fangatahana natao tamin'ny tapany voalohany tamin'ny taona 2015 (fangataham-baovao 43), saingy latsaka tamin'ny fangatahana miisa 108 te-hahalala momba izay mpiserasera ao ambadika nandritra ny tapataona faharoan'ny taona 2014.
Atombohy ny resaka
Anisan'ny RuNet Echo, tetikasan'ny Global Voices handikana ny teny Rosiana an'aterineto ity lahatsoratra ity. Lahatsoratra rehetra ·
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 3 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...