Tantara tamin'ny 03 Marsa 2016
Mandrava Rindrina Ao Venezoela ilay Anabavy “Travesti” Noforonin'ny Eritreritr'i Hugo Chávez
Mikendry fihantsiana ny angano manokan'ny filoha teo aloha ilay "travesti" kambana amin'i Hugo Chavez noforonin'ny eritreritra, sady mametraka ny vondrom-piarahamonina LGBT ao Venezoela ho eo anoloana sy afovoany.
Mpanakanto Mpanao Sary Mandefa Fanentanana Ety Anaty Aterineto Ho ‘Fanafahana Ny Media’ Ao Malezia

"Tsapanay fa tonga izao ny fotoana ho an'ny Maleziana mba hitakiana ny fahalalahan'ny media sy ny aterineto, raha jerena tamin'ireo fanafihana faramparany nanjo ny fahalalahana maneho hevitra eto Malezia."
Tampenan'ny Rosiana Amin'ny Vola Tokoa Ny Lavaka Amin'ny Arabe

Tao anatin'ny dimy herinandro, niaina andiana korontana vokatry ny firoborobon'ny lavaka vaovao amin'ny arabe indray i Rosia. Arakaraky ny toe-tsainao manoloana haratsin'ny fkarakarana ataon'ny sampan-draharaham-panjakana sy ny arabe mampidi-doza, no hampiala-voly na hahatezitra anao amin' ireto tantara ireto.
Mbola Hijanona Ho Mora Mitselatra Ihany Ve Ny Fiarahamonina Armeniana?
"Noho ny #ElectricYerevan hitantsika fa misy ireo fomba hafa tsaratsara kokoa azo atao. Dingana iray lehibe voalohany iny."
Lahatsary Vaovaon'ny Coldplay Ahitàna An'i Beyonce, Miatrika Dona Mafy Noho ny Filazàna Azy Ho Mitsaratsara Fahatany Ny Kolontsaina Indiana
"Olana ny rakitsarin'i Beyonce satria tsy manome lanjany, ary mampiasa an'i India ho fitadiavam-bola sy fanangonan-karena. Tany sy kolontsaina tsy anànany zo akory."