Voafitaka Ve Ny Praiminisitr'i Kyrgyzstan ?

Praiminisitra Kyrgyz Temir Sariyev. Flickr OSCE. Creative commons.
Ity manaraka ity dia lahatsoratra niaraha-niasa avy amin'ny EurasiaNet.org. Nahazoana alalana ny famoahana azy indray.
Misy zazalahy avy ao Etazonia iray voatantaran'ny fampitam-baovao Kyrgyz tamin'ny alalan'ny antso ho an'i Praiminisitra Temir Sariyev tao amin'ny fahalemeny indrindra: toerana ao amin'ny fifandraisana amin'ny vahoaka maimaimpoana.
Araka ny taratasy nolazaina fa navoakan'i Bakyt Asanov, mpiasam-panjakana ao amin'ny governemanta misahana ny gazety tao amin'ny Facebook, fa misy mpianatra 14 taona ay ao amin'ny Lisea Minneola ao New York State antsoina hoe Tim Li nanoratra tamin'i Sariyev milaza azy ho “iray amin'ny aingam-panahiny.”
Nampian'i Li fa “Rehefa manana fotoana malalaka aho dia mamaky teny momba anao sy mianatra ny hahatonga ahy ho manam-pahombiazana.”
Voatonon'i Li mihitsy lalam-piainan'i Sariyev, nanolotra fampihomehezana Taombaovao ary nangataka sary voasonian'ny praiminisitra, araka ny piesy navoakan'ny tranonkalam-baovao zanoza.kg tamin'ny 4 Febroary.
Angamba tsy mba noeritreretin'i Sariyev na ny ekipany ao amin'ny fifandraisana amin'ny gazety ny manontany hoe fa maninona no mpianatra miaina an'arivony kilometatra no hahita aingam-panahy avy amin'ny politisiana iray amin'ny firenena Aziatika Afovoany izany.
Izany angamba dia satria nandeha be ny tsaho fa mikarakara mafy ny hifaninana ho filoham-pirenena amin'ny 2017 no i Sariyev, izay tsy mihevitra ny tenany ho tsy fantatra loatra, ary araka ny tena mpitsikera azy indrindra dia mety hilelaka ny tenany izy raha vita amin'ny sôkôlà. (Eny fa na dia vita amin'ny chuchuk) [sokrila aza]
Saingy hahatsiaro ho tsy “special” be intsony izy rehefa fantatry ny rehetra fa nahazo taratasy avy amin'i Li ihany koa ny Filoha Jammeh avy ao Gambia, firenena iray lavitra dia lavitra amin'ny ankamaroan'ny mpianatra amerikana toa an’ Kyrgyzstan ihany.
Mivaky toy izao ny taratasy notaterin'ny fampitam-baovao mpanohana ny governemanta:
“Dear Yahya Abdul – Aziz Jemus Junkung Jammeh,
Hi, my name is Tim Li and I am currently 14 years old. I live in Long Island and I am attending Mineola High School. You are one of my inspirations and I look up to you when I am down. During my free time I read about you and learn how to be successful. You are the President of The Gambia. As a young Army Officer, you took power in a 1994 Military Coup. You were elected as President in 1996, and you were re-elected in 2001, 2006 and 2011….”
Ry Yahya Abdul – Aziz Jemus Junkung Jammeh hajaina,
Miarahaba, Tim Li ny anarako ary 14 taona aho izao. Monina ao Long Island – Nosilava – aho ary mianatra ao amin'ny Lisea Mineola. Iray amin'ireo akako aingam-panahy ianao ary mitady anao aho rehefa ketraka. Rehefa manana fotoana malalaka aho dia mamaky teny momba anao sy mianatra ny hahatonga ahy ho manam-pahombiazana. Filohan'i Gambia ianao. Nandray ny fahefana tamin'ny alalan'ny fanonganam-panjakana ara-miaramila ianao tamin'ny 1994 raha Manamboninahitra miaramila tanora. Voafidy ho Filoha ianao tamin'ny 1996, ary voafidy indray ianao tamin'ny 2001, 2006 ary 2011….
Maro ireo mpaneho hevitra tsy nitonona anarana ao amin'ny tranonkalam-baovao Kyrgyz manolo-kevitra fa mety ho mpandoro rindrina an-tserasera i Li fa tsy zazalahy mpianatra izany, mety ho iray amin'ireo te-hahazo vola avy amin'ny sary voasonian'ireo mpitondran'izao tontolo izao.
Misy horirantava Facebook iray manonona an'i Minneola ho tanàna onenany manohana io fijery io. Ataon'io horirantava io ao anatin'ny lisitry ny toerana niasany ny “mety hahazo asa ve aho?” ary nanamarika izy fa nianatra tao amin'ny “onivesrite mbay tany.”
Izany fihetsika izany dia hiakan-dranomaso avy amin'ny mpianatra zatolovahy iray te-ho mpianatr'i Harvard sy dokotera izay tahaka ny nanoratra ho an'i Sariyev. Voatifitifitry ny spam ny randram-baovaon'i Li.
Ankoatra izany, tao anatin'ny hamehany, dia mety diso famaky ny lalampanorenan'i Kyrgyzstan i Li ary nampifangaro an'i Sariyev — iray amin'ny praiminisitra dimy tao anatin'ny dimy taona farany, tamin'i Almazbek Atambayev, izay filoham-pirenena sady filoham-panjakana.
Saingy noho ny toe-draharaha, dia toko natao hihomehezana kokoa hahavoa an'i Sariyev ao amin'ny mpanatanteraka ilay taratasy fa tsy hamelomana fifanandrinana ara-politika loatra.
Nofafan'i Asanov avy eo ny tsanganana Facebook momba ilay taratasy.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 40 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...