Inona No Nanomboka Tany Orogoay Ary Haharitra 40 Andro?

Matson'i Llamadas manaraka ny gadona candombe. Sarin'i Mabel Flores mpisera Flickr (CC BY-ND 2.0).
Nanomboka tamin'ny 21 janoary 2016 teo ny Fihinanankena Orogoaiana (“ny fihinanankena na carnaval lava indrindra teto ambonin'ny tany”). Andro firavoravoana entina manerana ny firenena anelanelan'ny tapaky ny volana janoary ka hatramin'ny faran'ny volana febroary izay mampifangaro ny fety eoropeana sy afrikana mandritra ny efapolo anro izy ity, ary manjaka amin'izany ny seho tantara tsangana, dihy, loko marevaka ary ny feon'ny amponga.
Manana endrika roa lehibe ny Firavoravoana Orogoaiana, ny murgas sy ny candombe, araka ny nohazavain’i Guillermo Font:
[…] no son antagónicas sino que más bien se complementan: las murgas, de origen español, cuyas letras tienen un alto contenido de humor y sátira social y política, la voz del pueblo, y jugaron un importante papel socio-cultural durante la dictadura (1973-84), y el candombe, de origen afro-negro, que recrea los orígenes africanos de los negros esclavos y la época colonial, con sus trajes, cantos y bailes típicos, culturas y religiones, y su evolución natural hasta nuestros días. Se suman las otras categorías Humoristas, Parodistas y Revistas.
[…] tsy mifanohitra ireo fa mifameno aza: ny murgas, izay fiaviana espaniola, dia manankarena amin'ny fampihomehezana sy ny tononkiram-panesoana ara-politika sy ara-tsosialy. Miasa miaraka amin'ny feom-bahoaka izy ireo ary nanana anjara toerana ara-piarahamonina sy ara-kolontsaina nandritra ny fitondrana jadona (1973-84); sy ny candombe, izay fiaviana afrikanina, mamorona indray ny fiaviana afrikaninan'ny andevo mainty sy ny fotoanan'ny fanjanahantany, izay manana ny fitafiany, ny hiakany, ny dihy manavaka azy, ny kolontsainy, ny fivavahany ary ny fivoarana ara-baoajanahary mandraka ankehitriny. Amin'ireo zavatra ireo zavatra ireo dia nampiana ihany koa sokajy hafa (toy ny Mpampihomehy, ny Mpaka tahaka natao hampihomehezana ary ny Fangarony).
Ny murgas dia maneho ny “votoaty ankapoben'ny fahatsapam-bahoaka“:
La categoría Murgas es conceptualmente un natural medio de comunicación, transmite la canción del barrio, recoge la poesía de la calle, canta los pensamientos del asfalto. Es una forma expresiva que trasunta el lenguaje popular, con la veta de rebeldía y romanticismo.
La murga, esencia del sentir ciudadano, conforma una verdadera autocaricatura de la sociedad, por donde desfilan identificados y reconocidos, los acontecimientos salientes de la misma, lo que la gente ve, oye y dice, tomado en chanza y en su aspecto insólito, jocoso y sin concesiones y si la situación lo requiriera, mostrará la dureza conceptual de su crítica, que es su verdadera esencia.
Ny sokajy murga araka ny nanaovana azy tamin'ny voalohany dia fomba voanjanahary hifandraisana, mitondra ny hiran'ny manodidina, manangona ny tononkalo an-dalambe, mihira ny fahatsapana eny andalana. natao hampiaina ny fitenim-bahoaka, mampifaningotra ny fikomiana sy ny tantaram-pitiavana mampamolivoly.
Ny murga—ny votoatin'ny fihetseham-pom-bahoaka—no tena mamoaka ny sarintavan'ny fiarahamonina, izay amantarana sy ahafantarana azy eny ampandehanana, ny lanonany voamarika, izay hitan'ny olona sy lazainy, natonina am-panahy, ary ny endrika tsy mahazatra aminy, mampihomehy sy tsy mahazo alalana ary raha mitaky izany ny toe-draharaha, dia hampiseho ny halozan'ny tsikera niaingany tamin'ny voalohany, ny tena antom-pisiany.
Mandritra izany fotoana izany ny candombe dia fihetsiketsehana ara-kolontsaina manana fiaviana afrikanina izay:
[…] es una manifestación espiritual, que representa los sentimientos del pueblo Afroriental. En él se conjugan, las tradiciones de los pueblos de Benguela, Angola y Kongo junto a lo de los españoles, portugueses, guaraníes, charrúas y chanás.
[…] fihetsiketsehana ara-panahy, izay mampiseho ny fahatsapana malaza eo amin'ireo vahoaka Afrôatsinanana. Ao dia bemiray ny fomba avy any amin'ny Benguelas, Angolas, ary Kongos, miaraka amin'ny an'ny Espaniola, Paortiogey, Guaranies, Charruas, ary Chanas.
Miaraka amin'ny tango, dia misy ny candombe fue declarado, izay voasoratra ao amin'ny Lisitra Fenon'ny Vakoka Ara-Kolontsaina tsy azo tsapain-tanan’ny Zanak'Olombelona ao amin'ny UNESCO. Io no vakoka Afrikanina ao Orogoay:
El candombe ha sido tan fuerte, profundo y esencial que en lugar de haber desaparecido […] se ha convertido en un elemento cultural que identifica a Uruguay.
[…]
En su época cumbre, los africanos organizaban el candombe todos los domingos y en las grandes fiestas de Año Nuevo, Navidad, Resurrección, San Benito, Virgen de Rosario y San Baltasar.
Natanjaka tokoa ny Candombe, lalina ary nilaina, fa tsy nanjavona […] lasa singa ara-kolontsaina anondroana an'i Orogoay. […]
Nandritra ny nampalaza azy, dia nikarakara candombe isaky ny alahady ny Afrikanina sy mandritra ireo fotoan-dehiben'ny Taombaovao, Krismasy, Fitsanganana, Masindahy Benoà, Virijinin'ny Rôzery, ary ny Masindahy Balthasar.
Telo karazana ny fomba fankalazana nentim-paharazana ny Fihinanankena Orogoaiana : fampisehoana tantara tsangana sy hira, dihy sy ny manodidina azy, diabe sy matso, tahaka ny llamadas.
#Insólito #Montevideo vive 40 días de fiesta con el inicio del carnaval más largo del mundo, el #CarnavalDeUruguay. https://t.co/kYfKhVSelG
— Imagen Poblana (@imagenpoblana) enero 24, 2016
Sambany. Miaina ny 40 andro fankalazana ny firavoravoana maharitra indrindra eto ambonin'ny tany, dia ny fihinanankena orogoaiana, i Montevideo.
@telefenoticias DURANTE EL DESFILE INAUGURAL DE CARNAVAL EN URUGUAY NACIÓ NUEVO RITMO “CANDOMAMBO” FUSIÓN DE MAMBO – CANDOMBE ES SENSACIÓN!
— JOSE MANUEL OCAMPO (@mglfalero1) enero 23, 2016
Nandritra ny fanokafana ny dihy mirindran'ny andro firavoravoana ao Orogoay, dia nisy gadona vaovao niforona, “candomambo”, fitambaran'ny mambo sy ny candombe – Candombe izy io!
Este es el Carnaval más largo del mundo y puede extenderse dos meses https://t.co/YJLjACgwrF pic.twitter.com/GaAU5YPqOz
— Contrapunto (@contrapuntovzla) enero 23, 2016
Ity no firavoravoana maharitra indrindra eto ambonin'ny tany ary mety haharitra roa volana.
Si a Ud. Le gustan las murgas… Sigan el carnaval del Uruguay acá => https://t.co/mLjWfgKWm4
— #FDLA2016Melipilla (@Mars_Voltiano) enero 24, 2016
Raha mankafy murgas ianao… Araho ato ny fihinanankena Orogoaiana.
Ny haba-tranonkalan'ny Carnaval del Uruguay dia ahitana ny lisitra fenon'ny (amin'ny teny espaniola) hetsika izay hotanterahina mandritra ireo androm-pankalazana ireo.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 11 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 123 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 128 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...