Tantara tamin'ny 03 Febroary 2016
Ireo Mpanjaka Telolahy No Iray Amin'ireo Fombandrazana Ankafizin'i Puerto Rico Indrindra
Iray amin'ireo fomba amam-panao lehibe mifandray amin'ny Three King's Day (Andron'ny Mpanjaka) ny "Promesas", na fomban-drazana fitarainana amin'ireo mpanjaka mba hiditra an-tsehatra amin'ny fotoana ilàna azy.
Ho An'ny Vahoakan'i Myanmar, Manamarika Maraim-Baovao Ny Governemantan'i Aung San Suu Kyi
"Androany no andro nandrasanay hatry ny ela. Herim-bahoaka."
Inona No Nanomboka Tany Orogoay Ary Haharitra 40 Andro?
Maharitra 40 andro ary heverina ho ny andro firavoravoana maharitra indrindra eto ambonin'ny tany. Mitondra ny fomba teraka tany Eoropa sy Afrika miaraka ny Firavoravoana Orogoaiana, ary manolotra zavatra maro amin'ny fitambarambeny.
Nampihena Ny Didy Famonoana Ho Faty Ho Famonjana Valo Taona Poeta Iray I Arabia Saodita

Navadik'i Arabia Saodita ho famonjana valo taona sy kapoka an-karavasy miisa 800 ny didy famonoana ho faty ilay Palestiniana poeta Ashraf Fayadh, voampanga ho nihemotra tamin'ny finoana.
Toa Tsy Ho Voasoroka Ny Loza Mitatao Entin'ny Viriosy Zika Ao Karaiba
Nambaran'ny Fikambanana Erantany momba ny Fahasalamana fa hamehana ho an'izao tontolo izao ny viriosy Zika. Ny faritra sasany ao Karaiba dia efa niomana tamin'izy io, raha ny sasany kosa malai-mihetsika.