Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

02 Febroary 2016

Tantara tamin'ny 02 Febroary 2016

Sary Iray, Teny Arivo Mahalaza An'i Afrika Atsimo Post-Apartheid

Mampiteny ny sary ny Afrikana Tatsimo, fa hita ao ilay olona iray malaza mampiady hevitra amin'ny onjampeo miaraka amin'ny mpisolovavany, mandeha eo akaikin'ny lehilahy iray tahaka ny mihady fako, ahitana indray mihelatra ny hantsan'ny fidirambola mihalalina mamparary ny fireneny.

Taorian'ny Fifampiraharahana Fifanakalozana Gadra, Miantso An'i Tehran Ilay Iraniana Nahazo Nobel ‘Hihavana Amin'ny Vahoakany’

Raha naneho ny fifaliany tamin'ny famotsorana ireo Iraniana-Amerikana gadra efatra nataon'i Iran vao haingana teo ilay Nahazo ny Loka Nobel-n'ny fandriampahalemana Shirin Ebadi dia niantso ny governemanta iraniana “hihavana amin'ny vahoakany”.