Tantara tamin'ny 27 Janoary 2016
Aza Mampihomehy Milaza An'i Obama Ho Manana “Fototra Shiita” Eo Ry Lefitry Ny Lehiben'ny Polisin'i Dubai a!
Ny fisainan'ny Lehibe Lefitry ny Polisy ao Dubai dia hoe vita ny fifanarahana tamin'i Ira satria manana fototra Shiita i Obama. Namaly izany tao amin'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra ny Arabo sy ny Iraniana.
Nasehon'ny Karatra Paositaly Fahiny Ny Tsiaron'ny Ady Lehibe Voalohany Tao Makedonia
Natao tanelanelan'ny taona 1914 ka hatramin'ny 1918, tsy ny fampisehoana ny endrika ara-miaramila ny ady ihany no hita amin'ny sary, fa asehony ihany koa ny toerana sy ny olona tafiditra ao anatin'ny ranomodiny.
Andro Ririnina Tsy Fahita Firy Tao Taiwan
Marobe ireo mponin'i Taiwan no nanararaotra naka sary tamin'ilay heveriny fa angamba toejavatra tsara tarehy tsy ho hitany raha tsy indray mandeha eo amin'ny fiainany.
Rameva Mankafy Ranomandry Ao Arabia Saodita
Manatri-maso ranomandry ny ampahany amin'ny tany hay ao amin'ny fitondram-panjakan'i Arabia Saodita -- ary mirohotra an-tserasera ny mpiserasera handrakitra izany.